Ambondrona

121. tsiperifery ( 10/01/2005 08:44)
ja> miato kely ambondrona satria mbola tsy accordée ny gitara fa tapaka ny corde e ! :)
122. ravatorano ( 10/01/2005 11:44)
misy marina ihany ilay lazain ireo namana mikasika ity lohahevitra ity koa miangavy antsika ny tenako mba hanokana lohahevitra manokana ho an i modesta :idea: fa manjary lasan i modesta manokana ny sehatra nefa Ambondrona no nentiko naseho teto fa tsy Ambohimiandra mihitsy ihany koa.
Miangavy anareo amim panajana ry namana mahafatra po isany :wink: .
ravatorano :evil:
123. chipie1 ( 10/01/2005 11:54)
:-P :-P ikaretsaka sy i ramaso tsy maintsy manondrana kely fona! modeste inn ee!m :-P :evil:
124. mumu ( 10/01/2005 13:05)
hita wa!!! :-P

ravatorano rôvina njay isy concert?
125. fijo ( 10/01/2005 22:59)
mumu za naninona no bedindry ato.miady an
126. ravatorano ( 11/01/2005 06:14)
fijo>tsy bediny kah
ny concert manaraka ataon ny tarika aambondrona aloha dia mbola any ankibon ny omby fa kosa ny cabaret no mety tsy ho ela indray satria efa avy izao ny fotoam pahavaratra dia tsisy ny lanonana ankalamanjana fa any anaty trano indray mihaona.
Sady ry zalah koa mbola revo b mihitsy amin ny fanampiana ny pnlcs amin ny animation rehetra izany na amin ny tv na mirotsaka mivantana antsehatra mihitsy.
127. ikaretsaka ( 11/01/2005 06:27)
ary ny concert voalohany ataon\'i modeste sy mumu ary ny tarika ambohimiandra?
128. mumu ( 11/01/2005 08:50)
ikaretsaka tssssssss Ambondrona hono bedy eo fa ataovy ange e!! :-P
fijo miady angaha!!!
129. fijo ( 11/01/2005 23:24)
mumu ie kaikitra sy sintombolo be mihintsy ary kiaka tsy misy toa izany;
130. mumu ( 12/01/2005 12:57)
fijo aleo atoa en pv fa bedy eo tsik
131. fijo ( 12/01/2005 22:07)
hummm ndao ary ka.efa tena te hikaikitra mantsy aho izany
132. ikaretsaka ( 13/01/2005 06:20)
hhhhmmm zay de mihidy trano nefa tsy asian akaretsaka ny hidiny... tsirihan-dramaso eo vao tsy mifanaikitra ny any fa mifampi....
133. fijo ( 13/01/2005 21:45)
fa aiza i ramaso toa mbola variana i lery ko
134. ikaretsaka ( 13/01/2005 23:41)
aleo aloha lery varina any ko fa mikorapaka eo i mihanta mahita an\'i lery mitsirika anareo sy mumu :-D
135. mumu ( 14/01/2005 20:02)
mihanta sy ramaos nga????? :?:

mifampi... inona ry ikaretsaka???
136. ikaretsaka ( 14/01/2005 20:06)
mumu> mifampitsosisosy de mifampileladelaka ...
137. mumu ( 17/01/2005 18:34)
kay!! vaovao ny taona de hahitana zavatsa vaovao ato an!!
ary ikaretsaka mahitahita an!!
138. chipie1 ( 17/01/2005 19:28)
sady manondrana io no mahitahita akia ry mumu an :-D :-P
139. mihanta ( 17/01/2005 22:27)
ikaretsaka refa tsy mahita lazaina d akombony ny vava kalou,hidiko am karetsaka eo io :-D
fa nankaiza marina ramaso
140. fijo ( 17/01/2005 22:48)
io kosa ary mihanta fa mitady an dramaso ko inona indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2099