Ambondrona

101. ravatorano ( 03/01/2005 13:08)
hihihihihihimumu>fijo>nareo izao no nampimé anah velou tato amin ity forum ity tamin ity taona 2005 ity fa d misaotra ihany ary d mahatsiaro an dramodeste
gamm1>tsy marina kosa raha amin ny volana mai 2005 dia tsy halaza intsony Ambondrona, afaka dimy volana anie izany eh , ilay albim navoakany farany teo aza efa natonta fanindroany indray izao fa tsy naharaka.Raha ny olona tonga nanao reveillon niaraka tamin dry zareo tao amin ny La résidence izay dia mbola tsy azoko inoana hoe afaka dimy volana dia tsy halaza tsony ry lerony
Ho hita eo ihany moa izany kah fa dia samia velon aina daholo eh.
102. chipie1 ( 03/01/2005 13:25)
de lasa ambohimiandra ndray refa afaka 5 volana :-D
103. yonikafopl ( 03/01/2005 18:18)
:-D :-D :-D :-D
matinareo ambondrona marina
104. ikaretsaka ( 03/01/2005 21:46)
i mumu sy fijo sy ramaso sy ramodesta ihany io e
105. fijo ( 03/01/2005 23:22)
gaga indray mumu tamin\'ilay hoe lele an.humm tia raha wa e.
106. ikaretsaka ( 03/01/2005 23:30)
hahahaha
fa raha te hijery an\'i modesta aloha dia http://www.modeste.co.uk/
107. chipie1 ( 04/01/2005 12:54)
io hono i modesta ry i mumu :-D :-D
108. mihanta ( 04/01/2005 13:00)
mila taxi fa tsy naharaka resaka za :-D
109. chipie1 ( 04/01/2005 17:10)
mihanta> mbola nihidy le karetsaka anlé taxi ngamba fa mianjasa kely :-D :-D
110. mumu ( 06/01/2005 09:05)
ikaretsaka kaii lety e!!! hihihihihih
raha tsy iny njay za tsy nimé!!
aza hanalana eto io zanak\'olona io fa toriny eo enao vao gaga!!

111. sahary ( 06/01/2005 10:13)
ô ry zareo ah sô de tsy ambondrona aza no tokony hatao lohateny ery ambony ery fa toa efa hors sujet daholy nareo !
112. chipie1 ( 06/01/2005 10:47)
atao oe i \"modeste\" njay ve?
113. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:39)
mumu> fa mahery io bandy io raha gitara ko an!
tendritendreny sy kitikitihany tsara mahitsiny :^)
114. fijo ( 06/01/2005 21:18)
izany ry mumu an,mahery ramody an
115. chipie1 ( 07/01/2005 08:22)
gitara mandôlinn ve ? trinnn trinn :-D :-D
116. mumu ( 07/01/2005 14:00)
chipie1 hihihih
fijo ikaretsaka efa no tendreny tao nga nareo 2 lahy reo???
ramaso tonga soa njay!! de bonne année!
117. yonikafopl ( 07/01/2005 19:44)
mumu lasa gitara ve njy amzao taona vao zao le :-D
118. ikaretsaka ( 07/01/2005 19:53)
hmmm tanjemo zany ataon\'i fijo gitara iznay ry mumu an..
tapaka eo ny corde
119. ja ( 08/01/2005 21:17)
k\'aiza daholo!toa tsy misy resaka Ambondrona mihitsy ianareo?
120. mumu ( 10/01/2005 08:20)
ikaretsaka ountsssss!
yonika hihihihih aza mihaino an\'eo wa njy!!
chipie1 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2734