Ambondrona
61. mumu
(
12/12/2004 11:28)
mihanta raha io njay de haiko ka!!
mcfy ai raha zavamaneno ny tanana de haiko njay ka!!
mcfy ai raha zavamaneno ny tanana de haiko njay ka!!
62. ravatorano
(
13/12/2004 07:17)
fampisehoana antsehatra farany ataon ny tarika ambondrona amin ity taoana ity dioa ataoa ao amin ny CCESCA amin ny zoma hariva ho avy izao.Za aloha tsy ho afaka ffa manomana ny faha dimy taonan ny namana serasera ka d ialako tsiny ry mumu sy fijo fa tsy afaka haka anareo roa aho
mumu>hay v enao efa modesta indray zao eh aona izay rafijo ah lasa nikopaka any amin i modeste izy fa d vlm nareo zany :-D :-D :-D
mumu>hay v enao efa modesta indray zao eh aona izay rafijo ah lasa nikopaka any amin i modeste izy fa d vlm nareo zany :-D :-D :-D
70. fijo
(
13/12/2004 22:09)
dia inoan moa izany fa ramodesta indray no izy ko.mandefitra manana ny marina aho e
71. ikaretsaka
(
14/12/2004 01:08)
rst hay intony ny pasipasinareo ka
ra fijo, ramaso, ra modest ary i mumu
ra fijo, ramaso, ra modest ary i mumu
76. mumu
(
15/12/2004 08:34)
reto de faly mamorona tsssss!!!
razoky zany de tsy miaro fa mivanitika fotsiny!!
ary ty rmaso ty tia manambôtsa mintsy an!!
razoky zany de tsy miaro fa mivanitika fotsiny!!
ary ty rmaso ty tia manambôtsa mintsy an!!
77. fijo
(
15/12/2004 22:19)
aleo marina mba hotairinay kely ramody fa tssss,mamizana andry fotsiny.
80. ravatorano
(
17/12/2004 07:18)
mumu>ka ambondrona no noresahiko teto nefa dia ianao sy modi no lasa tompon ilay pop rock kouh :-D :-D :-D .Miaro anao za zandry rehefa hitako fa tena tsy mahasoa anao ah