Ambondrona
28. ravatorano
(
30/11/2004 08:29)
fijo>i mumu rehefa mivantana eny ambohimiandra aty Dago sa tsizany zandry
Maro ny ankizy nahazo bié fa tsy tafiditra tamin io fijerena ambondrona io d nitaky ny famerenanan an izany teo amin ny super music dia tsy nety ny tao satria mpivarotra bié fotsiny ihany izy ireo fa tsy mpikarakara akory d velona indray ny sahotaka madinidinika tokony tamin ny 17h teo ho eo omaly nefa toa nilamina ihany , za moa nitazana fotsiny ny niseho fa tsy tena nanadihady ka d niala moramora iany fa mbola andeha hilahabary eny andoharanofotsy :evil: :twisted: sady niventso ilay hira hoe ajanony any :-D :-D

29. mumu
(
30/11/2004 09:21)
ravatorano zoky tsy hainy akory ange aiza za no mipetraka e!!! de lazainy fa za njay no tsy hita!!
:-D :-D
:-D :-D
30. fijo
(
30/11/2004 20:27)
ka tsy hita ndry ko.efa nikiakiaka niantso eran\'antananarivo aho fa tsy nisy namaly.
31. mumu
(
30/11/2004 22:02)
fijo ountssss za tonga njy lasa nitsôka taty France fa mody wawawa eo!!
32. ravatorano
(
01/12/2004 06:31)
ramaso :-D :-D :-D
mifanipaka andrefana sy atsinanana izany tanana izany :-P .
fa lasa nivoana kely nareo.Mbola tamin iny fampisehoana nataon Ambondrona dia nisy zazalahy kely dimy taoan nively batterie ary hiran ny tarika no natao tamin izay ka dia nitanaka vava dhl ny mpijery nahita ny hakingan ilay boaikely izay ampatsiahivina fa zanak i radanz izay sady mpitendry mozika gaigy b no arrangeur no auteur compositeur ihany koa.

35. fijo
(
01/12/2004 21:40)
ravato>izay no maha danz kely azy ko.
mumu>ka efa izay anie ny billet ka tsy nisy azoko natao e

36. ravatorano
(
02/12/2004 08:44)
ary mumu sy fijo mifankatia tokoa ah
ntsôôô :-D :-D :-D
Vita izany izay ny fampisehoana goavana nataon dry Ambondrona ary tsy hiakatra antsehatra ry zareo raha tsy any amin ireny cabaret ireny fa dia amin ny taona manaraka indray izany ho an izay mbola mpankafy .
Mino aho fa hiaraka hijery Ambondrona i mumu sy fijo amin ny taoana manaraka ary izaho mihitsy no hanao ny reservation ny pilassy :D

38. ravatorano
(
03/12/2004 09:19)
androany manomboka amin ny 20h aty Dago ao amin ny Motel Anosy Ambondrona manao cabaret ao ary dia mirary ny vidim pidirana fa dia manainga antsika hiaraka ho any fa tena hirefotra izy io eh
rahariva izany eh
rahariva izany eh
40. ravatorano
(
06/12/2004 07:28)
d nahafinaritra tokoa ilay cabaret fa ny aloka niserana nadalo tami ilay izy d tsy tomga i mumu sy fijo fa angamba niala voly tany amin ny toeran kafa ry zareo :-D :-D :-D
Tamin ny songs of joy dia nadray anjara tao ry zalah ambondrona ary dia hikika sy horakoraka no nadraisan ny mpanatrika izany saingy hira roa ihany no anjaran dry zareo dia nanmpy an i Bodo koa ry zalah tamin ny fitendrena ny mozika.