omby lahy.

1. fijo ( 17/11/2004 22:54)
tamin\'ny za nanao vokansy tany teo dia nihinanaan\'io fanafody io aho.ary hitako fa tena tsara mihntsy ilay izy raha hoan\'ny lamosina sy ny mora vizaka.(hazakazaka sy lomano)
dia nentiko aty moa ilay misy ny formila ao anatiny,ka nanontaniako ny mpivaro panafody taty sao misy mitovy aminy.
kay ilay izy tsy ahitana mitovy aminy mihintsy aty satria misy \"anfetamina\"ao anatiny.izay voararan\'ny lalana aty frantsa.koa asa izay mahita fika hivarotana an\'io aty fa be vazaha mitady koa izy io.
novalian'i fijo ny 22/06/2005 04:32
2. maditra ( 18/11/2004 02:58)
Nieritreretiko fa mitady omby lahy hitiavina ela fijo. :-D :-D :-D saika hamaly aho hoe misy any aminay any fa lafolafo ny vidiny satria bogosy be aho.
3. mumu ( 18/11/2004 09:29)
fijo euhhh tsy azoko hoe maninona ato amin\'ny fitiavana ty sujet ty?? tsy tokony any amin\'ny fahasalamana ve?
mianjy valiny za!!
4. xxx ( 18/11/2004 10:59)
fitiavana omby lahy ka ;-)
5. pitchou ( 18/11/2004 11:11)
ka le izy io ange ry mumu toa mitovitovy @ viagra e! d izany no idirany ato! \"mampavitrika\" hoe e!
6. tsiperifery ( 18/11/2004 13:13)
fijo > mety ahay milomano za ve raha mihinana azy io ? :lol: . Aza zarazaraina @ vazà fa mba ento refa misy fivoriana handraman\'ny namana alou e ! Elà sy Pitchou irery izao no toa mahalala ny fampesana azy ! :lol: :lol:
7. dezy ( 18/11/2004 13:21)
azavao tsara ra-fijo le fika fa tsss :miazakazaka ho aiza de milomano aiza lesss??? de fanorana lamosina sa innn ,i pitchou ndray ato milaza fa viagra matanjaka mba teneno moa e :-D :-D :-D :-P
8. chipie1 ( 18/11/2004 14:09)
mumu> sao de tokony any aminy fahasalamana marina no tokony ipetrahanito lohahevitra ito e
9. yonikafopl ( 18/11/2004 19:29)
hihihihhihihih taiza kou no nahafantaranjy an\'zany ry pitchou, za zao vao nahita io de we inn no idiran\'ny ombilay @ resaka fitiavana, hay fanafody ilay izy.
Fijo a! hafa ihany ny natoraly e!!! :-P
10. fijo ( 18/11/2004 21:12)
mumu>nataoko ato ilay izy satria araka io voalazan\'i pitchou io dia mampavitrika koa ilayizy\"effetan\'ilay ampheta\"
izany hoe sady tsara ilay izy raha manao sport no tena miady ihany koa raha sendra ny sipa tia maromaro.
11. dezy ( 19/11/2004 07:57)
fijo> zay zao le izy vao tena mazava tsara ,aza zaraina zany fa terizo mba ho any bandy refa misotro ronono atsy aorina atsy eee :-D :-D :-D :-D
12. pitchou ( 19/11/2004 11:05)
yoni> ka izy io ange rehefa eny @ pharmacie dia ataony ao anaty vitrine d misarika maso le soratra hoe omby lahy e! ny réaction-njy voalohany raha vao mahita le izy d hoe diso fivarotam-panafody fa kay pharmacie véto, d mijery indray indry d misy fanazavana mazava ny fonony!!!!!
13. xxx ( 20/11/2004 00:17)
Zah ry zalahy mpampiasa anio tany @ nanata fa havizanana no hafany fa le pub be aty no tena grave @ lafiny hafa(redbulls).Nefa io tsy tiko fa le fitaovan\'ny omby hono no nanaovana azy.
14. pitchou ( 20/11/2004 14:55)
hihihihihihihihi!!!! ary zany zany no mahatonga ny lhl aty tia lasopy sokirila an! :-D :-D :-D
15. ikaretsaka ( 20/11/2004 14:57)
fa raha manao sport Professionel ialahy ra fijo tsy mahazo mamely an\'io fa lazainy fa mi dope
tandremo ihany
16. dezy ( 20/11/2004 17:50)
pitchou> ne njy kosa iny direkta fa ny any fijo mbola misy fanamboarana ka
17. pitchou ( 21/11/2004 09:50)
d tsy haiko alou ra-dezy fa aty ny garigôty betsakany manao lasopy sokirila d matoa betsaka d be mpankafy zany!!! d matetika nefa ny lhl no tena mpandeha @ireny! kou tsy ao v raha matoa rizareo mankafy an\'ireny?
18. yonikafopl ( 21/11/2004 18:31)
:-D :-D :-D njy ty ry pitchou tena tsss
19. pitchou ( 22/11/2004 17:45)
ka tena marina ange aky zany ry yoni e! zà alou vao haingana ihany no nahafantarako hoe inn zany sokirila e! tena gaga b mihitsy aho!!! soa fa tsy mbola nanandrana!
20. fijo ( 22/11/2004 21:18)
tsy hoe natao hoan\'ny efa vizaka ihany io fa hafaka mihinana azy aby ny rehetra.marina aloha fa dopage io aty ka izay no maha voararan\'ny lalana azy.
fa any mada na bandy 18 ans aza dia be no mihinana indrindra ireo mpanao kara te ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3014