omby lahy.

21. pitchou ( 23/11/2004 12:24)
aleo ihany ramaso sokola an! ny vizaka aiza tokoa moa no afany izany ry fijo?
22. dezy ( 23/11/2004 13:39)
pitchou> afa-bizana tanteraka njy ra mihinana sokrila mba andramo nge fa njy kou, ra tsy hainjy ny mahandro azy de hanotanio ra-fijo sy ramaso sokola zany makarary vavony fotsiny :-D :-D :-D :-D
23. fijo ( 23/11/2004 21:41)
mety io na mozisiana aza satria mampisy faharetana.tsy mora vizana raha mampirevy amin\'ny alina.
24. mumu ( 24/11/2004 08:25)
:-D
manao mozika amin\'ny alina zany tanjemo antsoin\'olona polisy hoe manao tapage nocturne an!!
25. fijo ( 24/11/2004 21:31)
zavatra eo ampandriana no mitendry ko.sa fandriana ratsy tohana,
26. mumu ( 26/11/2004 08:01)
mitendry inona??? gitara ve??? zany kou ve te ampaneno fandriana fa tssss na de ratsy tohana aza!!
27. fijo ( 22/06/2005 04:32)
mumu,fa hitendry inona indray ary???????sa......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3951