vidim-boakazo

1. ikaretsaka ( 15/11/2004 00:56)
Ho anareo mipetraka aty Ivelany:
ny voankazo inona no hitanareo hoe amidin-dry zareo mora indrindra eny @ supermarche de ny inona no lafo indrindra ka mahatonga anareo hoe rehefa tena farak\'izay te hihinana vao mihafy kely mividy?
ny aty izoa apongabehindanitra sy ny goavy (5$ ny singany 1)
novalian'i zakony ny 27/09/2005 12:41
2. rniaina ( 15/11/2004 07:24)
le akonjo mavokely reny ra karetsaka lafobe an
3. kitjo ( 15/11/2004 07:26)
Ny aty paiso no tena lafo (tsy voatery ho lafo nddra fa io no tena mampatsiaro ahy ny any an-tanana), durian (voankazon\' ny sinoa maimbo be pire nohon\'\\ny bononoka), kiwi,

Ny mora: papay, watermelon (pasteque?),akondro

Tsy ho emora moa ireo fa mora nohon ny sasany fts satria hafaran zareo avy lavitra aby d tena lafo
4. chipie1 ( 15/11/2004 11:18)
arakaraky ny saison ny kou ane io e!
nena zao cerises no tena fividiko lafolafo ny kg!!
5. ramoul ( 15/11/2004 17:34)
itovizana mintsy zany ry chipie1 a!
sady efa lafo ny kg refa tsy saison, nefa mbola lafo ihany ny kg refa saison; de ny goavy sy ny lôdssy kounkou aty lafo b mintsy sur tous le avy any Dago reny? (15 euro ny kg)
6. fijo ( 15/11/2004 22:05)
letsy no tena mampihafy aty ka.
7. ikaretsaka ( 20/01/2005 19:50)
fa tena niodikodina teny kao hoa za androany fa lfo koa kay ny voatabia hazo le.. sady zarazara raha mahita!
nefa taloha tary antokontanin olona tary tany Bira tsy hohaniny akory de zahay no mangalatra azy!
8. Ramaso ( 22/02/2005 05:19)
otrinona toko zao ny kilaon'ny voaloboka any @ tanana?
9. majakely ( 23/02/2005 12:23)
Ikaretsaka koa tena mampihomehy :P ,fa ny pomme no tena moraaty aminay ary ny ny ahy no tiko !
10. zakony ( 27/09/2005 12:41)
ny manga alou zao no lafo be, £1.70 ny iray (eo amin'ny $3)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945