USJF/RAVINALA nanao poa droa tamin ity taom pilalaovana ity !

1. ravatorano ( 16/11/2004 08:34)
Teo amin ny taranja baolina kitra na ny foot ball dia vita tamin ny alahady teo ny fiadiana ny amboaran i Madagasikara na ny coupe de Mada 2004.Ny nifanena tamin izany dia ny USCAFOOT izay ekipan ny commune antananarivo renivohitra sy ny USJF/RAVINALA izay tantanin Ingahy Ratsirahonana Lala.
Nahafinaritra ny endri dalao nasehon dry zalahy 22 teny ambony kianja nadritry ny lalao.
Nirava 2-1 ny lalao ary dia norombahan i USJF/RAVINALA ny amboara.
Ny Uscafoot anefa no nampiditra ny baolina voalohany tamin ny alalan i Rivo teo amin ny faha 41 minitra ny fidirana volohany.
Teo amin ny fidirana fahasoa vao nanindry mafy ry zalahy menabe fa izany no lkon ny akanjon dy usjf/ravinala.Nahatafiditra baolina milay b i Tovo Voalavo teo amin ny faha 49 minitra izany hoe vao nanomboka dimy minitra ny fidirana faharoa.Nisy corner indray izay notsarain i Claude Kely avy ao amin i usjf/ravinala ka voadakan i Rata tssara izany ka nampikobana ny haraton dry zareo uscafoot fanindroany ary izay nonaha roa noho iray ny isa.
Nanafika ihany ry zalahy avy ao amin ny Commune fa tsy nahavoa toa andry Bernard kely izay irery teo anoloan ny tsatokazo sy Mnetse gardien usjf fa voadaka mafy ny boll ka dia pôtô nivoaka izany.
Ny hany nanamaloka iny fihaonana iny dia ny fomba fitsaran ny arbitre izay nadefa fotsiny ny baoll raha nanao main tao anatin ny surface de réparation ny defense usjf indroa b izao.
Mbola nalefan ilay mopitsara koa raha sendra voan ny tacle tsy aradalana teo ampitifirana baolina koa ny attakan akiray an i uscafoot , izany anefa dia tokony ho penalty.
Voalaza ombieny2 fa raha vao ny usjf/ravianala no milalao d tsy maintsy ampandresen ny arbitra teny mahamasian dia nahitana porofo izany ka ireo mpitsara ireo dia misy tena tsy manao tsara ny asany.
Teo amin nny club champions dia resin i usfj/ravinala ihnay koa ny AS Fortior Toamasinateo amin ny famaranana tamin ny isa 2-1 ary dia nanao poa droa izany ry zareo
Mirary andry zareo ho lasa lavitra eo amin ny fiadiana ny amboara na ny club champions aty Afrika
novalian'i Rojoukel ny 23/05/2005 08:40
2. rojoukel ( 16/11/2004 12:08)
Tsara alou le we nanao poa-droa nefa ohatran\'ny club natosika izy na izany aza. Teo amin\'ny resaka arbitrage no tiko hotenenina satria raha teo amin\'ny 1/2 final n\'ny club champion no nitsara ara-dalana ny arbitra tamin\'ny adema sy fortior, ka lasa final ny adema de sarotra ho an\'ny usjf ny nahazo an\'iny, tsy maharesy adema reny na de mahay aza, de tsy maintsy natao ze naharesy an\'i adema teo amin\'ny demi-final satria nahatahorana tsinn ny final
3. maditra ( 16/11/2004 22:56)
Dia mety nampian\'ny arbitra koa izany ny usjf/ravinala vao naharesy ny FORTIOR avy any toamasina izany(any aminay e). Oa lel....
Arbitra tsy manjary! : :( :( :cry:
4. ravatorano ( 17/11/2004 05:50)
za aloha dia mino tanteraka fa tsy maharesy Adema marina ireny eh :x na ilay bolina teo mahamasina iny aza tamin ny coupe iny d hita fa niangatra mihitsy ny mpitsara :evil: .Ny tvm d tsy nanolotra ny sary misy fahadisoan ilay mpitsara intelo nisesy tamin ny kianja fa ry zareo tao amin ny tv plus kosa d nandefa ralenti an ireo fandraisatanana na main tao anaty surface indroa dia ilay tackle par derierree izay mbola tao anaty surface ihany.Tsy nitsofin ilay mpitsara anefa izany.
Za d tena tia bolina kitra io fa raha toa ireny foana tsy masaka intsony ary tokony ho ravaiana ny CCA na ny comission cental des arbitres eto amitsika raha tsy hanome sazy ilay mpitsara vilana iny :twisted: :twisted: .
Nirehaka b mihitsy ry Fidelis tamin ny nanaovan ny matv azy interview fa tsisy maharesy hono ry lerony :-P :-P d mbola nilaza koa ry zalah usjf ireo fa tsy misy mpitsara miangatra izany ary izy no tompomarika eo amin ny kianja ka afaka manapakevitra izay fantany fa mety eo d zay
Ny ekipa nifanandrina tamin dry zareo usjf ravinala moa izany d amin ny taoana ho avy indray manarina fa izany zany ny amin iny aloha fa dia mionona amin ny faharesana :^) :^)
5. fijo ( 17/11/2004 22:48)
izay le bac 7 ny salan\'isa dia folo taona avy eo eny ankatso.hatrany amin\'ny lalao ve dia mbola misy an\'izany ihany le.
6. ravatorano ( 18/11/2004 08:41)
ilay fomga fitsarana anie ka tena flagrant mihitsy fa tsy hoe akory hoe tsy fitiavana an dry nekama usjf/ravinala eh
ny coach an i Uscafoot aza moa d nilaza mihitsy nony vita ny boll fa nisy arbitre nampitandrina andry zareo dieny mialoha fa hisy fiangarana io fa tsy maintsy hampandresena hono (de rigueur ilay hono ah satrai izaho mitatitra fotsiny) ny akamako usjf/ravinala fa sady baiko izany no tsindry sosy .Ny fahamarina izany d tsy haiko fa dia azo anontaniana ilay mpanazatra sady tamin ny alaln ny tv kou no nanaovany io fanambarana io ny alahady lasa teo.
7. fijo ( 18/11/2004 21:42)
indrisy ry taniko milentika lalina loatra ianao izany ankehitriny.
8. ravatorano ( 22/11/2004 09:19)
ao fa d hho hafitsoky ry zalahy ireto amin ny fiadiana ny amboaran i Afrika satria tsy niditra any amin ny club champion ry zareo ary araky ny tenin ny mpanazatra ny usjf/ravinala d mbola tsy ampy lalao iraisam pirenene ny mpilalaony ka izay no nahatonga aandry zareo hiatsampy any amin ny coupe de la conféderation izao izay solon ny coupe d afrik des vainqueurs des coupes
Amin izay mba anjarany indray no hangalaran ireo albitla maivan doha aflikanina ireo d ho hitany eo izany hoa manakory ny resy nohon ny fitongilanan ny albitla.
9. fijo ( 22/11/2004 21:02)
ko tsy vao miha izy ahay hangalatra amin\'ny manaraka.
10. Rojoukel ( 23/05/2005 08:40)
Ny eny amin'ny table ko ngamba efa nahazo vola de mitazampotsiny fa izy no tena tomponandraikitra @ ireny zavatra ataon'ny arbitre reny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.4182