poopy

1. mumu ( 14/11/2004 19:12)
salut dôly!
za ry reto mitady an\'ilay hiran\'ny poopy hoe \"hafahafa\" iny amin\'ny teny anglisy foana no hahitako azy \"shine on me\" sao de mba misy manana nareo!!
Misaotra mialoha e!!
novalian'i fijo ny 09/02/2005 21:26
2. chipie1 ( 14/11/2004 20:31)
mumu> anankiroa tsika no mitady fa tsy navoaka aminy teny gasy izy io !!
teneniko njy refa mahita za e ;-)
3. mihanta ( 15/11/2004 08:16)
mumu chipie1 d mba ampitapitao vaovao kou ny atyé.
4. six ( 15/11/2004 10:12)
za manana
5. py ( 15/11/2004 10:40)
Bonjour,
Izaho aloha tsy manana io fa mba andefaso aho rehefa mahita ianareo.

Salut!
6. chipie1 ( 15/11/2004 11:19)
six> mba omeo ary le namana e!
7. mumu ( 15/11/2004 11:38)
six omeo haingana!!!
8. raketrika ( 15/11/2004 12:34)
omeo azy zany six fa aza ketrehina irery ao ah hihihihihihi
9. mumu ( 15/11/2004 15:50)
raketrika nga tsy manana?? :D

ôr ry six a aza mampifilafila mou e!! :cry:
10. iriniaina ( 15/11/2004 17:28)
misy parole ao aminy tononkira
11. ramoul ( 15/11/2004 17:41)
zay kounkou mba andefaso refa fahazo nareo é!
six omeo zah ra manana elah :)
12. heartbreakkid ( 15/11/2004 19:42)
Minou minou alloha dia omeko njy eh!! :°)
ity :* zany an! :*
13. fijo ( 15/11/2004 22:08)
ary raha shine on you nga tsy tianareo?
14. mumu ( 16/11/2004 09:17)
dain kou ty heart manao santazy !!!! :evil:

fijo hiran\'iza njay zany???
15. six ( 16/11/2004 09:36)
tonony mou zany sa hira, hira ne le ananako e!
16. mumu ( 16/11/2004 09:50)
six ka ilay hira amin\'ny teny gasy no tadioviko!
17. tsimibolisatra ( 16/11/2004 10:26)
18. tsimibolisatra ( 16/11/2004 10:28)
19. fijo ( 16/11/2004 21:53)
mumu hira hoandry io ka. :D
20. mumu ( 17/11/2004 07:57)
fijo tena tsy mbola rehako io hira io fa mici :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.042