poopy

41. mumu ( 30/11/2004 08:52)
mcfy hihihihihi tsy ao amin\'ny RVG ilay version gasy ka!
taiza kou za nitranga lela??? :-* io nataoko teo!! ie mitady an\'njy mintsy za io!
42. chipie1 ( 30/11/2004 13:12)
mumu> naniry fara vazana ny akou tany aminy six ve ? :-D :-D
43. fijo ( 30/11/2004 20:29)
mumu>fa io nga mitranga inona?ao ary fa ahita ahy ndry .
44. mumu ( 30/11/2004 22:03)
fijo rĂ´vina??
45. fijo ( 01/12/2004 21:41)
mumu>tsy ho ela ka
46. fijo ( 02/12/2004 20:44)
tsy ho ela akia an.
47. mumu ( 03/12/2004 19:08)
manapotsitra inona njay ry ramaso??

fijo kou elaaaaa
48. chipie1 ( 03/12/2004 21:11)
engana hono ee
49. fijo ( 06/12/2004 22:08)
hoavy aho oooo
50. mumu ( 07/12/2004 09:38)
lasa za raha tsy tonga fijo an!!
51. fijo ( 08/12/2004 21:56)
an an,efa hoe hoavy aho ko.
52. ikaretsaka ( 09/12/2004 05:01)
ho avy any ao zao.. ka tandremo tsy vohainao....
oooops kay ricky io fa tsy poopy
53. fijo ( 09/12/2004 21:11)
tsy maninona rehefa mahalaza azy ka.
54. mumu ( 10/12/2004 17:38)
zany angaha!!
55. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:11)
ieee znay mihitsy
56. fijo ( 13/12/2004 22:05)
ie tena izany ka
57. mumu ( 14/12/2004 09:07)
hummm!!!
58. fijo ( 14/12/2004 22:27)
tiandry nga
59. mumu ( 15/12/2004 08:32)
ramaso kou nga tia Poopy??

fijo ka ilay hira ary tsy haiko akory!
60. fijo ( 15/12/2004 22:21)
mumu mba mijere tsara.le \"firan\'i poopy\" no tena tiany.(firana=fafana vody)
hira malaza be io ve de tsy haindry?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0805