poopy
24. fijo
(
17/11/2004 21:16)
ampifilafilao mihintsy aloha ra six a.
mumu>kefa hoe hoandry io ko.ilay namako teraka tany mahajanga.
mumu>kefa hoe hoandry io ko.ilay namako teraka tany mahajanga.
26. yonikafopl
(
18/11/2004 18:58)
ampiesonin\'ireo @ izany hira tsy hananany zany nareo ry mumu sy chipie.
Za mbola tsy naheno an zany akory :(
Za mbola tsy naheno an zany akory :(
28. six
(
19/11/2004 10:11)
yonikafop hatram oviana njay teto no nisy mampiesona zany!
mumu aza mataotsa wa fa ts maintsy tonga io!
alefa haingana be mintsy ve?
mumu aza mataotsa wa fa ts maintsy tonga io!
alefa haingana be mintsy ve?
37. mcfy
(
28/11/2004 01:47)
mumu> efa naniry nify v le akoho tany @ six?
Rah mbola ts naniry d njaso amboly ah d meko njy! lol
Rah mbola ts naniry d njaso amboly ah d meko njy! lol
39. mcfy
(
29/11/2004 01:18)
mumu> taoko ao @ RVG misy sa tsy io no resahinao?
sinon, zao d zao ah d hividy zezika hamboly azy fa ho any Lyon ah no amboly fa any tsara kokoa ny climat ho azy. lol
sinon, zao d zao ah d hividy zezika hamboly azy fa ho any Lyon ah no amboly fa any tsara kokoa ny climat ho azy. lol
40. fijo
(
29/11/2004 20:55)
inona indray io trangalela io ry mumu?mitady ahy mihintsy manko ianao ity an.
