Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?

1. tsilan ( 02/11/2004 21:14)
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?

Mba andramo kely ange eh. Sendra nijoro teo anoloan\'ny fitaratra aho nisolo akanjo. Dia nahita ny tenako niboridana. Tena nanontany tena hoe izao ve izaho rehefa miboridana eh. Dia nihomehy irery teo.
Mba andramo eh
novalian'i fijo ny 06/12/2004 22:59
2. petatic ( 02/11/2004 22:12)
isanandro!
3. fijo ( 02/11/2004 22:12)
mijery foana aho ary faly fa mbola tsy niova.
4. fatsoraly ( 02/11/2004 22:58)
arakarak\'ilay hoe iza no tsikilovina @ fitaratra rehefa miborinada. :)
5. fijo ( 02/11/2004 23:04)
ialahy ihany ko.
6. ravatorano ( 03/11/2004 06:09)
rehefa avy mandro iny d mba mijery ny fiovana fa za kosa aloha tsy mimé rery zany eh
mitazana ny fitombon ny kiboko fotsiny :-P
7. ikaretsaka ( 03/11/2004 06:15)
ny ahy mo dia ny tongotro sisa hitako @ fitaratra raha tsy ilay fitaratra mahita ny tapany ambony indray angaha
:-D
8. hery ( 03/11/2004 10:08)
Fa firy taona i tsilan no izao vao nijery fitaratra niboridana? :-)
Tsy diso fanantenana ve hoe hay ty zah ity ohatran\'izao?... :^) :^)
9. ramoul ( 03/11/2004 13:24)
:^) zao ve elah ry tsilan vô nahita an\'lah niboridana am\' fitaratra? :-D
10. mijo ( 03/11/2004 14:28)
Tsy dia nanontany tena ohatran\'izany aloha aho satria zavatra fahitako isan\'andro no hitako.Ny olona mahita ahy miboridana fotsiny no mahazo fy.
11. bichette ( 03/11/2004 15:05)
;;;; :? :? :? 8) 8) 8) hay ve za ity ka ohatran\'izao e :roll: :roll: :roll: :roll: :cry: :cry:
12. ikaretsaka ( 03/11/2004 15:13)
dia inona hono ny tena nahataitra sy nampome tao ry bichette? :-* ao mba tantarao :-P
13. tsilan ( 03/11/2004 18:07)
Ka izay aho vao nahazo fitaratra lava be tsinona koa
14. mumu ( 03/11/2004 20:22)
:-D :-D
15. zakilinina ( 03/11/2004 20:30)
:roll:
16. fijo ( 03/11/2004 22:05)
aoka letsy ramaso a. :-D :-D :-D
njay aho mba fitaratra ry mumu sy bichette.
17. fatsoraly ( 03/11/2004 22:29)
tsilan> fa ny inonareo marina no lava be e? fitaratra sa inona? hahaha!
18. fijo ( 03/11/2004 23:32)
tapaho ny lohany
19. fex ( 03/11/2004 23:34)
Avelao any io resaka io ry zareo fa mitarika zavatr\'hafa sady ny sasany mieritrery dratsy be .za aloha de mahita ny poziko amin\'ny fitaratra fa tsy hitako izay mampomehy sa misy posin-drazatra mampome anareo ao
20. rivorijasoa ( 04/11/2004 00:50)
Zà zao mahalala fa rehefa mijery fitaratra ny sasany tonga any amin\'ny tapany ambanin\'ny fitaratra no jerena voalohany... :-D :-D :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.133