Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?

21. chuan ( 04/11/2004 09:56)
Efa nijery less zah fa otran`oe maita an`i Lenine mifoka sigara zany !! hihihihihi !
22. fatsoraly ( 04/11/2004 10:38)
angaha rehefa mifoka sigara tsy misy setroka?
23. ainakelyio ( 04/11/2004 13:52)
resak\'hehy fotsiny ny an\'aialhy fa raha olona jejojejo ve sy isan\'andro fa saingy tsy tao fata-bahoaka é,
ok!
24. yonikafopl ( 04/11/2004 19:19)
hihiihihihihihi
mahita lazaiana mihintsy nareo ka
25. fijo ( 04/11/2004 20:36)
ok shuan an.ratsy ny sigara wa
26. zakilinina ( 09/11/2004 21:12)
Ny lamosina indray hoe jerena rehefa miboridana :oops: ....... :oops: ......... :oops: ........ :oops:
27. fijo ( 09/11/2004 23:33)
zakilina nga zatra manome lamosina?
28. mumu ( 10/11/2004 10:15)
reto tena mahita lazaina mintsy!! :-D
29. angie ( 10/11/2004 10:47)
Za ny kiboko ngezabe no hitako fa tsy milay rehefa mijery fitaratra
30. chipie1 ( 10/11/2004 11:31)
jerena daolo zay azo jerena ! ; :lol:
31. zakilinina ( 10/11/2004 13:19)
Ny an\'i Fijo angaha mivilambilana tsy azo jerena ?
:-D ............ :-D ............ :-D ............... :-D
32. fijo ( 10/11/2004 21:31)
za mijery ny rehetra ka.
maninona indray izahay ry mumu???
33. raketrika ( 11/11/2004 09:23)
angie sy ravato zany samy mijery kibo
i mumu inn marina no mba jerenao :idea:
zakilinina kosa mahita lamiosina amin ny fitaratra sa doubléna d aloh arina :-D :-D :-D
34. mumu ( 11/11/2004 12:37)
raketrika za mijery ny tenako raimanontolo ka!! ary nenao??
35. zakilinina ( 11/11/2004 20:16)
Tokony ho fantatra avokoa ny momba ny tena rehetra hatrany ambany ka hatrany ambony. Raha azo atao aza dia tsara ho fantatra ihany koa ny any anatiny : ny àty, ny afero, ny habokaboka, ny tsinay... indrindra ny fahasalaman\'izy ireo.
Azo avadika any amin\'ny lohahevitra \"fahasalamana\" koa ity resaka ity.
36. fijo ( 11/11/2004 20:59)
njay aho mba fitaratra ry mumu.
jereo daholo ary razaki a.
37. sechat ( 01/12/2004 13:25)
ooooopppsss :roll:
38. fijo ( 01/12/2004 21:56)
mba fitaratra iray kosa letsy fa tsy roa an. :-D :-D :-D
39. fijo ( 02/12/2004 20:53)
raha izay tsy koi.
40. poupounesana ( 04/12/2004 14:38)
reto koa d mampme mitsy!tsy ny oll ange no asaina jerevanareo fa ny tenanareo eh!
zà alou miaiky fa vao mandalo fitaratra d tsy maintsy mijery ny poziko eh tsy mainty mijery koa sao d nitombo habe na nihena eh!saingy mahalana zany hoe miboridana mijery fitaratra zany kah! mangatsiaka anie aty dago eh! :{ :{ :{ !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3957