Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka
(
25/10/2004 00:20)
madagascar (the movie)
efa vonona ary hivoaka @ volana mai @ herintaona ilay dessins anime hoe madagascar
http://www.madagascar-themovie.com/...
tohiny
novalian'i welieoelee ny 16/12/2004 20:27
oully
(
23/10/2004 19:35)
Ny tantarako
Rehefa lasa teo ny eritreritro, tao ho ato, dia tsy maha te hijery sarimehitsika amin\'ny fahitalavitra intsony na hitsiriritra mpilalao sarimihetsika mahay satria heveriko efa ampy ahy ny tantarako i...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:31
zecri1
(
23/10/2004 08:44)
les garçons sont trop jaloux
oui ils disent ke c nou ki son trop jalouse mai le truc c eux
g cosé avec 1 otre mec 1h30 o sujet d 1 devoir on a regarder le ciné ensemble et le lendemein mon mec me foudroi avec ses yeux...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 21:05
zecri1
(
23/10/2004 08:36)
ny joba ve dia tena collante be ? foana
ny jo collante ve milay sa tsy ilaina ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2004 00:15
zecri1
(
23/10/2004 07:43)
ny kofa ve mora jaloux ?
ny dab dia misaraka ny olona non ny jalousie ary manimba amitié oh :misy jo any é dia tezitra amiko izy fa je parle avec son mec et inversemen mon mec est jaloux de ce ga avec ki je parle
inona ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2004 23:14
dd
(
23/10/2004 01:46)
mitady hira gasy
Miarahaba ny rehetra,
misy namana mitady hira gasy, toy ny \"Mandihiza rahitsikitsika\", sao mba misy manana isika ato, horaisina an-tanandroa, manorata aty amiko, ...
misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:15
tsilan
(
22/10/2004 12:59)
HIMO
Inona no maha samy hafa ny HIMO sy ny fanandevozana fahiny ary ny SMOTIG?...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 22:16
felampaiso
(
22/10/2004 11:01)
club des 17 amin\'ny ahoana ary ?
Fa isika malagasy ity ve tia manao sain-jaza mihitsy é? Tsy hoe fanavakavana ny foko sy fiaviana fa tadiavina hampiadiana indray hono isika o ! Foronina daholo izao club rehetra izao. Marina ilay ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
bichette
(
22/10/2004 09:09)
i Rapaoly ....
... indray andro nasaina nividy sigara melia vert. Tsy mahay manoratra inty rafotsy ary somary lalondalovana kanefa miseho manan-tsaina tokoa ; eny hoy izy, tadidiko izany fa tsy mila soratana amin\'n...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:06
bichette
(
22/10/2004 08:59)
fanaovana lien ....
.... tsy haiko fa tsy mety ny ahy, raha mba azonareo atoro anie e !Misaotra anareo...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:23
aladin
(
22/10/2004 07:10)
malala sarotra adinoina
Iza aminao no sipa na bandy tsy adinonao mints
1- Ilay voalohany t@ fitiavan-jaza \"amourette\" vita t@ horokoroka
2-ilay sipa/bandy niara nidôdô taminao voalohany nefa mbola tsy dia havanana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2005 22:25
tandanitra
(
22/10/2004 05:30)
La Bible : salut divin et regret éternel
La Bible n\'est pas d\'abord un message de menace.Elle est la bonne nouvelle de la paix et de la vie que Dieu offre à tous ceux qui viennent à lui avec confiance en reconnaissant leurs fautes.Mais s...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:11
johanr
(
21/10/2004 17:46)
Tsy azoko mintsiny
Misy joba tena mifankahazo am-po zahay.Ny fietsiny retraretra, ny ataony, ny tsiambaran-telony otran\'ny te iteny amiko izy hoe kotio za.
Izy tsy manan-tsipa rahateo.
Fa zao no magaga anah, refa nok...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 21:56
ainaheri
(
21/10/2004 15:25)
Sao d mba mahasoa anao??
Misy fandaharana ao @ TV5(arte) isak\'ariva @ 8h15à8h45 momba ny vazaha lahy mitady vavy gasy ao @ hotel Colbert no misy lay agence!!
ka sao d mahasoa anao d mazotoa eee!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:40
bichette
(
21/10/2004 15:22)
andramo fa tsara hono
Miala tsiny tompoko fa nafindra tany amin\'ny FITIAVANA ilay resety teto fa misy tsy mahatanty hono sady mihinana lasopy no manandrana ilay resety.
:D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:14
gasymanja
(
21/10/2004 14:19)
Orgasme !
:*
Ny lehilahy gasy ve no tia tena (impuissant), sa ny vehivavy gasy no mila ampianarina hitady ny orgasme-ny (position Kamasutra ohatra) ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2005 23:39
dezy
(
21/10/2004 09:16)
Ny kofa sy ny eritreriny
Ahona ny momba ny kofa mande any @ viavy (kody).Fijangajangana ,fafinareatana(mitady) sa mitady ny tsy ampy ao an-trano raha manam-bady.Aza raisina zavatra ratsy fa mba fanotaniana io ee
Misaotra...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 22:36
zandrinifijo
(
21/10/2004 04:25)
enjana ny sazy
raràna mafy ny manome kolikoly, azo atao ny manome cadeau...
tohiny
novalian'i rurik ny 18/03/2005 14:47
jhouhlambout
(
20/10/2004 18:48)
Au cinéma et à la télévision, on se sert d\'ordinateurs béton
Matetika dia mampiasa ordinateur ny olona @ ireny film ireny, kanefa azo kianina tsara ny tsy ifandraisan\'nireny @ réalité,
Ohatra fotsiny:
1. Les traitements de texte n\'ont jamais de curseur...
tohiny
novalian'i ramaso ny 28/10/2004 18:21
jhouhlambout
(
20/10/2004 18:38)
Io ordinateur io .....
Comment savoir si vous êtes accro a l\'ordinateur?
Vous l\'êtes si :
1 Vous faites un backup tous les matins.
2 Votre dernière pensée avant de vous endormir est \"shutdown completed\".
3 Vo...
tohiny
novalian'i booboo ny 11/02/2005 12:43
