andramo fa tsara hono
1. bichette
(
21/10/2004 15:22)
Miala tsiny tompoko fa nafindra tany amin\'ny FITIAVANA ilay resety teto fa misy tsy mahatanty hono sady mihinana lasopy no manandrana ilay resety.
:D
:D
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:14
2. vegas
(
21/10/2004 15:31)
tsy mahatanty tsy mahatanty nefa sady mihamitombo isa iany ny malagasy! hihihi
be resaka dôly lé zanakolombelona, njinja fa lé gasy. :P
be resaka dôly lé zanakolombelona, njinja fa lé gasy. :P
3. fijo
(
21/10/2004 19:34)
fa nahoana kosa ary no nafindra.resety mahasoa anie iny e.sa isika tia mihinana fa tsy tia miresaka izay hoanina?
4. ramoul
(
21/10/2004 20:08)
:-D :-D bla bla bla dôly reny ry bichette fa zavatra matsiro mintsy iny ressety farany teo iny à! ;-)
6. methode
(
21/10/2004 23:21)
Hihihi! Ka any amin\'ny fitiavana indray izany no mitohy ny tantara ko! Resetina fitiavana izany ilay izy fa tsy sakafo!!!!!
Mbola mila fotoana ny fikarakarana azy! :evil:
Mbola mila fotoana ny fikarakarana azy! :evil:
7. bichette
(
22/10/2004 06:35)
ka tsy nofafana anie na dia tsara aza fa izay izy tsara sy tiana izany indrindra no nandefasana àzy any amin\'ny fitiavana e !
8. bichette
(
22/10/2004 09:28)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m417291463c02e
11. xxx
(
26/10/2004 17:10)
fa ny an-dry bichette iznay ny vava ihany no mihinana? ny ary koa ange misy vava ee!
18. bichette
(
29/10/2004 06:32)
dia tena mianatra zavatra tokoa ato serasera ka ! marina mafy e ! feno vaovao tena tsy takatry ny saina mihitsiny. melsi. :roll: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D