andramo fa tsara hono

21. ikaretsaka ( 31/10/2004 22:15)
ka zay tsy manaiky aloha e
22. methode ( 01/11/2004 14:14)
Hihihihihi! Fa tsara be nga le recette tato?
23. fijo ( 01/11/2004 23:51)
milay be mihintsy ka
24. bichette ( 02/11/2004 07:41)
andàna wa mijery any amin\'ny fitiavana raha te hijery ilay recette. resety special st valentin ilay izy anie ry reto e !
25. fijo ( 03/11/2004 00:11)
ndry ko tsssssss
26. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:26)
mampifila indray an
27. bichette ( 03/11/2004 13:37)
anaovana lien an\'ilay resety eto ve ianareo e sady izaho izao efa mahay ny fanaovana azy
28. fijo ( 03/11/2004 23:27)
fanaovana inona ry bichette??? :-D :-D :-D
29. bichette ( 04/11/2004 07:12)
fijo anga be kibo 8-) 8-) ^^ ^^ ^^
30. fijo ( 04/11/2004 21:32)
izany hono ry bichette a?fa tsy novaliandry le fanontaniako.
31. ikaretsaka ( 04/11/2004 23:27)
miady ankanina indray fijo sy ramaso
32. fijo ( 04/11/2004 23:51)
lery no te ho kely kibo any ko. :-D :-D :-D
33. bichette ( 05/11/2004 08:00)
fijo angaha wa tena be kibo e sao dia tokony hijery ilay hoe \"te hahia \" ato amin\'ny sakafo ato ianao :? :P :-D
34. fijo ( 09/11/2004 00:44)
nga ela mahita????
35. kitjo ( 12/11/2004 08:08)
hhahahhahahhaha
miady varotra njay fijo sy ramaso.

k oe recette ho an\' izay te hahia ange hono iny ry bichette e, d zay maahmaika an fijo sitrany miala ny kibony :-P
36. six ( 16/11/2004 11:47)
fa aona marina aza no nafinja le resety mlay iny?
37. six ( 16/11/2004 12:55)
aiza le izy ?
38. bichette ( 16/11/2004 13:42)
six, any amin\'ny fitiavana ilay resety e !
39. fijo ( 16/11/2004 23:14)
any le resety mampahia milay be o.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7418