i Rapaoly ....

1. bichette ( 22/10/2004 09:09)
... indray andro nasaina nividy sigara melia vert. Tsy mahay manoratra inty rafotsy ary somary lalondalovana kanefa miseho manan-tsaina tokoa ; eny hoy izy, tadidiko izany fa tsy mila soratana amin\'ny taratasy kely. Dia nomena ny vola hividianana inty sigara. Fotoana vitsivitsy avy eo, niverina izy niaraka tamin\'ny pelia vert teny an-tanana ....
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:06
2. six ( 22/10/2004 09:59)
d aiza rapaoly?
3. naritsimba ( 22/10/2004 11:21)
Mahatsiarotsiaro peli indray i bichette an!
4. tenio ( 22/10/2004 11:40)
Hihihihihihihi
5. tsilan ( 22/10/2004 12:38)
HOhhohhoohoohohoo
Efa mba ela tsy nolalovany izy ry Naritsimba an
6. ramoul ( 22/10/2004 19:40)
de aiza am\' io i rapaoly no nilatsaka? tô tsy tafiditra ao akory rapaoly fa tô lasa le PELIA ndray no vôteny klé! :-D
ôtran\' ny aôna mou le pôzin\' le pélia fa tsy tadidiko tsony? :-P :-D
7. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:37)
tsy hitako mhitsy ny nidiran-drapaoly @ le votoatindresaka.. de aiza i rapaoly @ io? le mivarotra ve sa le iza?
8. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:25)
tsilan anga tsy mbô andalondalo any?
9. jhouhlambout ( 24/10/2004 15:24)
eo no misy an\'i rapaoly:
Rapaoly ....indray andro nasaina nividy sigara melia vert.....
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. bichette ( 25/10/2004 09:10)
ikaretsaka > Rapaoly no anaran\'ilay olona nividy ka ! ilay nirahana nividy melia vert
11. fijo ( 25/10/2004 22:42)
bichette>nga dry izao mila pelia??? :-D :-D :-D satria tsinana ny volana.
12. chipie1 ( 26/10/2004 11:39)
:-D
13. bichette ( 26/10/2004 12:16)
fijo > :P :twisted: :{
14. fijo ( 26/10/2004 21:44)
fona bibi kely a.
15. fijo ( 27/10/2004 20:26)
bibi kely ouin,ouin.
16. pitchou ( 28/10/2004 20:05)
tena tsy arity fijo iny an! :°)
17. fijo ( 28/10/2004 22:17)
pitchou>inona no tsy haritro?
18. pitchou ( 01/11/2004 17:56)
fijo> le t@ 26/10/2004 01:42:42
19. fijo ( 01/11/2004 23:10)
manontany an\'i bichette anie aho teo e.
20. maditra ( 06/11/2004 01:47)
Misy ingahy atao Paoly izay any aminay any. Tsy bogosy izany lery fa dia mba te hanao metimetye,toy ny olona rehetra ihany izy koa. Fa rehefa nitaratra lery dia gaga be. Tsy nieritreretiny ho toy izao hitany izao manko ny endriny ka hoy izy hoe: Tsy tafaboaka!!!
Ka hoy izahay hoe: Paoly nitaratra, tsy tafaboaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0455