ny kofa ve mora jaloux ?

1. zecri1 ( 23/10/2004 07:43)
ny dab dia misaraka ny olona non ny jalousie ary manimba amitié oh :misy jo any é dia tezitra amiko izy fa je parle avec son mec et inversemen mon mec est jaloux de ce ga avec ki je parle
inona ny soluce
anoraty @ volana@besoindetoi.com
novalian'i fijo ny 29/11/2004 23:14
2. ramoul ( 24/10/2004 20:24)
Ka ra jôba milay kosa ve ny miaraka amiko tsy hoo jaloux ihany zany refa miaraka aminy eny am\' lalana klé!, maro nge ny maso moijery eny , sady Btsaka kounkou ny mitsiriritra an\'azy :lol:
3. ramoul ( 24/10/2004 20:25)
Solution, tsy mahita ndray zah fa zafady :-D
4. leonardodicaprio ( 25/10/2004 14:21)
raha i peta ny miaraka amiko,dia tsy asiko sira fa izay hi-drague dia mahazo,fa raha i fanja koa,dia tatazo ny totondry.
5. fijo ( 25/10/2004 23:30)
ka io aretina wa fa hatsaharo.
6. poupounesana ( 31/10/2004 09:45)
ka tsy mety misy alou zany eh!iza koa no feperanao eo! d tsy hanana vie sociale mitsy v zany na enao na izy?fa d nareo roa irery iany no ifampiresaka eo pendant tte une vie!sao d misenina b zany e! ny solution tsotra d ny mametraka ny confiance mutuelle ho matotra tsara! sady rah sanatria tsy maintsy hisaraka ihany nareo any aorina any d hiomehezan\'ny oll fotsiny satria t@ nilay b nenareo tsy norarahinareo ny oll fa njay vita le izy vao hoe ity tamy aho...odoie! marina ny hoe ny namana ataovy betsaka fa ny iray ihany no itokiso!misy dikany lehibe anie zany eh!ny ahy alou d aleoko b namana (sady ny namako toa masculin pluriel ny ankamaroany! hatra@zao alou tsy d misy olana tsyhay rehefa manambady kanefa ny namako namako foana eh) fa zany hoe tsy mitovy daolo akory ny degrén-fifankazarana!misy miditra antrano, misy akaiky antonony , misy connaissance ftsny!+le carnet d\'adresses est rempli, mieux c\'est!ça promet une vie interessante et enrichissante (tsy resaka vola io akory fa sao diso hevitra ny sasany.resaka fiainana. fa zao kosa anefa, rehefa hoe namana d aleo hijanona ho namana fotsiny ihany fa tsy mahazo mihoatran\'zay!b moral b v zà zany?sa mba misy miombokevitra @ko ihany ato?
7. fijo ( 01/11/2004 23:36)
ok poupou
8. ikaretsaka ( 06/11/2004 17:16)
ekena poupoune a
9. kitjo ( 07/11/2004 06:24)
tsy azoko zany le zavatra soratan\' i zecri fa @teny tsy fantatra e...lol..... :P :lol:
10. ikaretsaka ( 07/11/2004 18:26)
tezitra aminy hono ny sipany fa \"miresaka\" @ bandy hafa izy ry kitjo an
Dia ilay sipan\'ilay bandy miresaka aminy koa hono tezitra aminy
11. jhouhlambout ( 07/11/2004 21:18)
dia ny soluce tsotra indrindra dia ny miafina rehefa miresaka @ ilay bandy @ zay tsy misy mahafantatra dia tsy misy jalousie intsony!
12. fijo ( 09/11/2004 00:35)
na koa ilay soluce mandeha miresaka any amin\'ny sonema.sady manao devara
13. dezy ( 09/11/2004 17:24)
fijo> devara an-tsoratra io sa devara am-bava?? :* poupou> aiza kosa de atao maro be fa 100 ihany ngamba de ampy kou .Ny kofa klou zaloux ihany refa miotra ny fefy kosa ny ataony sipa tena tsy zaka io fa tsy we miresaka @ bandy fotsiny an
14. fijo ( 09/11/2004 22:48)
devara ambava dia mivoaka avy eo arabatana
15. poupounesana ( 13/11/2004 08:04)
dezy, d ho 100 ftsn v?ato @serasera ato nareo zao no efa misy firy! :-D :-D :-D !hitan\'i dezy, ndray2 ny bandy mila atao zaloux,mba tsy mihena eo imasony ny valeran\'le sipa @zay (hoe ny vadiko kosa kay tena b mpitsiri2tra oh,sady fier izy @iny no mazoto mikolokolo..)!!!sady tsy azo atao mihitsy ny mifantoka b loatra @ vady na sipa zany eh, na lahy io na vavy! ny vady d natao iara-dalana @ famakivakiana ny fiainana fa tsy natao ho tanjona eo @fiainana!efa mivoana zany resako zany eh?
16. ikaretsaka ( 14/11/2004 04:15)
samy misy fotoana zaloux aby fa aza mifanilika eo e
17. poupounesana ( 14/11/2004 06:54)
ikaretsaka, ie marina zany! f\'angah atao fananiana le zalou fa d ezahina tsy atao betsak eh!manjary marary fo @zany eo ftsiny!
18. fijo ( 16/11/2004 23:10)
za tsy zaloux.asa izay antony fa tsy mba toetrako io.na dia efa nisy fotoana aza nilaozan\'ny sipa aho fa tsy miraharaha hono.ka izay aza ko.
19. poupounesana ( 20/11/2004 09:32)
fijo aza so d robot!
taiza koa no nisy oll tsy zalou zany eh!
sady refa ilaozana ange tsy eo @le stadin\'ny zalou ntsony fa eo @ le desespéré eh! fa enao moa zany tsy nirah2 d efa bon point hoanao zany (angamba)! nihena iray ndray zany ny oll ahiana ho suicidaire eto antany!!
20. lema ( 20/11/2004 14:18)
zecri:tena normal be le fihetsika tetsy ambony fa rehefa tezitra ny olona fa miresaka @ ilay bandy énao dé mba mandefitra kely énao mba tsy isian\'ny olana ra hitohy lé firesahana,zany hoe aza miresaka eo imasony fotsiny fa any ambandika miresaka afaka manao fotoana mitsy ary ra ilaina,dé ilay be foana ny revinareo amizay.
zay anie le hoe fifandeferana eo @ couple e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907