Ny tantarako

1. oully ( 23/10/2004 19:35)
Rehefa lasa teo ny eritreritro, tao ho ato, dia tsy maha te hijery sarimehitsika amin\'ny fahitalavitra intsony na hitsiriritra mpilalao sarimihetsika mahay satria heveriko efa ampy ahy ny tantarako izay niainako hatreto. Zaho avy no mitsiriritra sy mitsetra ny tenako hoe: mba hafa indray iny tantara nolalaoviko iny. Dia tena nisy ve izany? tena niainako ve izany? Dia miarahaba tena ihany koa aho hoe nahatontosa hatramin\'ny farany tamin\'ny fanomezana aina ilay tantarako.
Mahaliana ô??? Mbola hitohy ...
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:31
2. ikaretsaka ( 23/10/2004 19:41)
dia ahoana ry oully? nisy karate be nyu tantaranao sa nisy espionazy be sa nisy exorcist be sa comedie be?
tsy izy rehetra kos aaloha angamba e
3. oully ( 23/10/2004 19:48)
Nisy misitery be mihitsy, dia nampanofy be ny volana, lé tantara mampamoaka mosoara ireny eh !!! efa hoe mbola hitohy fa enao kouuuuuu.
4. sipagasy ( 23/10/2004 21:27)
dia mba firy ny isan\'ny mpilalao dia iza no nanatontosa an\'izany ry oully??? de raovina no hivoaka horonan-tsary sa boky aloha?? hihihihi,
Mampitaintaina izy izany hihihi
5. zandrinifijo ( 24/10/2004 07:49)
tô ôtsany tô tatara valamaty lé izy? io mitsiny le tatara nande tamy arte :-P
6. hery ( 24/10/2004 08:08)
Zah rehefa mijery boky tonga dia jereko aloha hoe ahoana ny farany :-) de izay vao maka fy tsikelikely mijery ny votoatiny...
7. johanr ( 24/10/2004 08:17)
De tena nafoin-dry mintsy zany ny ain-dry ao @ io tantara io ry Oully?
Tohizo ary le izy fa lina zahay... :wink:
8. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:19)
johanr> mijereva arte e :-D :-D :-D
9. sipagasy ( 24/10/2004 11:23)
hihih fa iza no niteny t@ i hery fa boky ilay tantara?? meto horonan-tsary dia tsy misy ilay ary @ farany dia ahona ny atao?? :?:
10. pitchou ( 24/10/2004 16:41)
tsy misy zombie sy matotoi akory an! d tsisy vampira kou fa reny mampatahotra be! :evil:
11. chipie1 ( 24/10/2004 18:02)
le mampitomany reny tsara :-P
12. yonikafopl ( 24/10/2004 18:22)
Ary tohizo haingana mou ry oully fa miandry zahay a! sao lany eto ireto klinex efa novidiana hamppiasaina eo am-pamakiana le tantaranjy. :-P
13. ramoul ( 24/10/2004 20:04)
oully tsara mintsy le tantaranao fa toizo atram\' farany fa aza mijanona zany ( ô moin enao tokony mavita 14587962\'m saison vô mijanona ),bon courage fa aza mora reraka oully a :-* :wink:
14. ikaretsaka ( 24/10/2004 23:24)
tsy ampy aratra hoa ilay tantara.. nenay reny dakadaka ireny no tianay
15. ravatorano ( 25/10/2004 05:13)
marina letsy zany ra ikaretsaka ah
tsy ampy gidraka le izy , daka sy totondry ary tefaka be , fa tsara kah ary d miandry ny tohiny izahay ry oully mino za fa tsy ry x graph no nanatontosa ilay izy ah
16. chuan ( 25/10/2004 08:25)
snif ! snif !snif !..... mampalaelo be kou zany tantara zany oully !!! ranomaso iray zinga ra zao no mitohy ......hihihih
17. bichette ( 25/10/2004 08:51)
Indray mandeha hono nisy tovovavy .... (sa tovolahy moa i Oully io ?) .......
18. oully ( 25/10/2004 08:56)
... nisy tovolahy sy tovovavy.
(Ilay tohiny tokoa anie andrasana anareo eh!)
19. bichette ( 25/10/2004 09:00)
fa naninona ireo olona roa ireo ????, tantaram-pitiavana ve aloha no mampitomany e ?
20. bichette ( 25/10/2004 09:02)
sao dia tantara gidragidra dia voa mafy ny iray dia nitomany ny sasany dia lasa mampitomany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2639