Ny tantarako
62. yonikafopl
(
15/11/2004 16:35)
kitjo tsssss za tsy mety atao doublure zany fa tonga de mandrovitra le tena izy eo. :-P :-D
63. fijo
(
15/11/2004 23:36)
eny e,izahay anie mpilalao fotsiny fa ny tantaran\'i oully no lalaovinay e.izay le film.
64. oully
(
19/11/2004 21:51)
.... ils vecurent heureux et eurent beaucoup d\'enfants ....
Teny gasy malalaka: \" ... niaina sambatra izy ireo ary nanan-janaka maro\" :lol:
Teny gasy malalaka: \" ... niaina sambatra izy ireo ary nanan-janaka maro\" :lol:
66. dezy
(
20/11/2004 12:01)
tsy azoko tsony la tatara ry reto a!t@ 23/10 no nanomboka le izy de 20/11 efa ny teraka maro be !misaotra oully an de maro taiza zany mou k\'innn njay ee
69. fyjl
(
24/11/2004 06:48)
Raha ny tantarao no tantaraiko @ nareo eto dia ho rarak\'ivy ny mro satria sady tantara mahaliana mantsy ilay izy no mampiheritreritra ary mampihetsi-po koa.
Mampalahelo indraindray ary mampihomehy ihany koa.
Andramako?
Mampalahelo indraindray ary mampihomehy ihany koa.
Andramako?
75. poupounesana
(
27/11/2004 11:46)
variƩ tsara kosa ty film ty. sady gidrampitiavana no mampme-mampitomany.ngah tsisy psychopaty? aza mampiandry ntsony ry fyjil ah fa tonga d alefaso
77. fijo
(
29/11/2004 21:15)
le ela izany letsy mbola variana anyihany le.efa woe le ao amin\'ny le film.