Sao d mba mahasoa anao??

1. ainaheri ( 21/10/2004 15:25)
Misy fandaharana ao @ TV5(arte) isak\'ariva @ 8h15à8h45 momba ny vazaha lahy mitady vavy gasy ao @ hotel Colbert no misy lay agence!!
ka sao d mahasoa anao d mazotoa eee!!
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:40
2. fijo ( 21/10/2004 19:32)
efa resaka mandeha be ao ambadika ao io.
3. ramoul ( 21/10/2004 20:06)
Tô tsy de tena interesant b firy le izy refa nijery tsara zah fa lasa fanambakana fotsiny ny fahazaoako an\' io fandaharana io, sady ôtran\' we mivarotra tena le vehivavy gasy amiko refa mahita an\' io fandaharana io zah; de aleoko tsy mijery tsony
4. fijo ( 21/10/2004 21:50)
jereo ihany fa sao ahitana olona hay ko
5. ikaretsaka ( 22/10/2004 03:07)
ahoana tokoa aloha ny tena definition an\'ilay \"mivaro-tena\" fa tsy azoko ny tian\'ny mpanoratra eo ambony ambara
6. ikaretsaka ( 22/10/2004 03:07)
ahoana tokoa aloha ny tena definition an\'ilay \"mivaro-tena\" fa tsy azoko ny tian\'ny mpanoratra eo ambony ambara
7. ainaheri ( 24/10/2004 12:08)
ramoul>sao d tsy mety kosa le we mivarotena ee tsika anie zao efa miaina @ monde moderne
f\'aza ajanona @ 1900 fa asio ny fivoarana na isika gasy koa anie ka tsy fantatra marina we iza ny fototrantsike fa mifangaro voraka ee!safidy ny azy ary ataoko malalaka izany ao MDG
8. pitchou ( 24/10/2004 16:47)
marina izany ry ainaheri!
ary raha mivaro-tena no fahitan\'i ramoul ilay vhv mitady ze mety hampety ny fiainany sady misafidy ze olona mahafinaritra azy, d ahoana zany ny fitsaran\'i ramoul ny fomba fahiny: tsy misy fitia tsy misy inona fa d ny RAD no miteny hoe iry na itsy vadiana? na ny lahy io na ny vavy? :evil:
9. yonikafopl ( 24/10/2004 18:25)
dia mivaro-janaka zany ry pitchou a!!
ka iza no tian-dramoul kokoa ny mivarotra ny tenany sa ny amidin\'olona???
10. fijo ( 25/10/2004 21:38)
marina aloha ilay fomba filazan\'i ramoul azy satria rehefa misy \"fifaninanana\" toa ireny anie,na mitady asa na mitady vady araka io fomba io.dia mila mahay mivarotra ny tsara amin\'ny tena aloha mba handresena lahatra ilay mpandray.\"eto dia ilay vazaha.\"ka tsy diso mihintsy izy raha milaza fa mivaro tena ilay sipa.
fomba fijery ihany io an.
11. pitchou ( 26/10/2004 18:02)
ie! fomba fijery daholo zany! fa ao anatin\'izany rehetra izany d ngamba tsy solvable ny lhl gasy ka aleony mifanaraka @ vazaha!
12. pitchou ( 26/10/2004 21:02)
f\'angaha moa raha gasy no vadiany d sur hoe tsy ho diso fanantenana? sa na gasy aza ka sendran\'izay d akorainao koa?
13. fijo ( 26/10/2004 21:11)
ka izay efa vita anie ry pitchou ka iray ihany aloha izao no manjary e.ny roa latsanenina.
14. pitchou ( 26/10/2004 21:14)
ny latsanenina angamba no nasehony bebe kokoa! iza no mahita!
15. fijo ( 26/10/2004 23:09)
16. chipie1 ( 27/10/2004 10:16)
pitchou> ie possible
17. pitchou ( 27/10/2004 13:46)
na koa lôzika ihany we tsy mahatsiaro tena ho tokony hijoro ho vavolombelona ze sambatra @ tokatranony!!! d lasa otran\'ny hoe zay daholo zany ny mahazo ny rehetra any!
18. fijo ( 27/10/2004 20:06)
an an,samy nalefa daholo ny fiaina\'izy rehetra avy any ,fa dia ny mivaralila no maro.
19. pitchou ( 28/10/2004 19:38)
izy rehetra ahoana ry fijo? mino aho fa tsy am-polony akory no efa lasa any fa an-jataony kou! raha ny avy ao Nosy-Be sy Toliara fotsiny d tena efa marobe tokoa!
20. fijo ( 28/10/2004 20:37)
ka izay niandreketan\'io agensy io ihany no haseo fa tsy izay sisiny rehetra.aiza ve nama ka misy an\'izany hoe samy misakafo eo dia na resaka iray aza tsy misy fa hoatry ny olona samy moana nefa hoe mpivady.asa mety rehefa mtory ireny vao be resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1648