Sao d mba mahasoa anao??
21. pitchou
(
28/10/2004 21:02)
ka izay indrindra ange ramaso e! tsy ny cas rehetra no ho nandalo teo fa izay sahy nampiseho! satria ny fahalalako azy hoa (asa izany fijo na marina na tsia!) d tsy azony aseho na alefa télé zany raha tsy manaiky le olona! ary ny gasy karazan\'ny olona tsy tia loatra miseho télé zany raha tsy hoe d efa lasa lavitra ny resaka!
22. fijo
(
28/10/2004 21:14)
marina izany ramaso.
marina aloha fa mila ny faneken\'ilay olona vao azo aseo fa dia izay aloha no hita ko
marina aloha fa mila ny faneken\'ilay olona vao azo aseo fa dia izay aloha no hita ko
23. ainaheri
(
29/10/2004 08:18)
Lay izy aza tapitra androany ko
fa zao wa e ny mampalahelo ahy fotsiny
dia ny we manin no mitady vazaha nefa tsy
mahay teny vahiny akory na rirany kely aza
lasa kilema mipetraka eo aminy zay mandrapa
otr\'zany zao lay fleury izy tsy mahay miteny
lay Patrick vadiny koa misy toetra (aiza ko
vao tonga v ianao d tsy mba tsenaina akory
fa alefa mandé train irery @ ty toerana mbola
tsy fantatrao ra za iny d tonga d teo aho d niverina tany Dago!!)

24. chipie1
(
29/10/2004 10:37)
ainaheri> ka safidiny ny te hakaty de zay zany na inn inn no ataony .
25. fatsoraly
(
30/10/2004 06:06)
ainaheri> an an an! tsy mahasoa ahy, tsy aleo karana? :-P tsy misy TV5 sy ARTE zany fa RTA ihany
26. pitchou
(
01/11/2004 03:09)
ramaso> :-D :-D :-D :-D :-D nefa rehefa mba misy reportage any aminareo le ireny atao eny an-dalambe ireny tsy ba hita mihitsy ze gasy miselontselona eo anolan\'ny camera!
ainaheri> d mba any kousss ige mianatche teny gache ka! aige ve d ef mba toungue any ihany d hody chahad?
chpie> hita wa aky kou!
ainaheri> d mba any kousss ige mianatche teny gache ka! aige ve d ef mba toungue any ihany d hody chahad?
chpie> hita wa aky kou!
29. pitchou
(
02/11/2004 20:54)
kou na d ny fitantaranareo ny fanaonareo ato ihany aza d efa mahalasa saina kou! sa be resaka fotsiny nareo ato @ forum?
30. pitchou
(
02/11/2004 21:35)
le inn @ valinteny no mampisalasala? le we zon-drizareo ny hande hanaraka olona any raha izay no tiany ve?
32. pitchou
(
03/11/2004 10:58)
ka tsy aleo v eto imason\'i fijo olon-kendry eto e! manahirana izany any ambadimbadika any zany kou! sao misy resaka ambadika! :wink:
33. ikaretsaka
(
03/11/2004 13:17)
dia ahoana ihany? :-D
tsy mbola voavaly ange le fanontanian-dramaso ary yr pitchou e
tsy mbola voavaly ange le fanontanian-dramaso ary yr pitchou e
34. pitchou
(
03/11/2004 18:16)
le fanontaniana inona ry karetsaka? hoe sao miaina an\'zany v? sure aho fa betsaka eto @tanana miaina an\'izany, ary lhl gasy no manao azy an\'zany, d mba otranareo niaina ny arte kou zahay mpitazana! sady betsaka rahateo ny voatantara any anaty gazety !: afa-po karetsaka?
37. pitchou
(
04/11/2004 10:26)
karetsaka> zaho v hahatanty an\'zany fa tsssss ! d raha sanatria misy izany d inn no soso-kevitry karetsaka nefa?
fijo> ngah kou misy ankipotsitra? 8O
fijo> ngah kou misy ankipotsitra? 8O