ny joba ve dia tena collante be ? foana

1. zecri1 ( 23/10/2004 08:36)
ny jo collante ve milay sa tsy ilaina ?
novalian'i fijo ny 07/12/2004 00:15
2. mijo ( 23/10/2004 13:35)
Rehefa tia izay aloha izy dia tena collante e .Na voadoana foana izy tany aloha tany dia manao collante mba hitazomana an\'ilay bandy nefa tsy dia milay loatra izany sipa collante izany.
3. tiana1 ( 23/10/2004 15:33)
Torak\'izany ange ianareo lehilay e !
4. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:34)
te anao aminy eo :-D :-D :-D
5. ikaretsaka ( 24/10/2004 17:48)
colle colle zany e
6. ramoul ( 24/10/2004 20:22)
Ra tena tiny kosa le le lehila tsy ho collante ihany izy!
Io kounkou nge ka miankina am\' fitiavana ihany e, fa tsy we zah te hi-colle am\' itsybandy ray itsy de iny toko fa lasa! mora very enao am\' zay ry zaza vavy :wink:
Fa ra trô-cllante ndray alo tsy lasa mintsy e! :-P
7. kally ( 25/10/2004 09:03)
Raha misy ny collante dia misy koa ny tsy collante.Valin\'ny fanontaniana hoe ny joba ve dia tena collante be foana:TSIA! raha tsy izany tsy nisy lehilahy voadona mihitsy teto @ ity tany ity. :-P
8. mijo ( 25/10/2004 15:00)
Marina izany Kally.Samy collant(e) daholo na lahy na vavy.
9. hents ( 25/10/2004 19:47)
toutes les filles ne sont pas collantes, bien au conntraire moi, par exemple je pars rarement chez mon mec c lui qui vient chez moi
10. fijo ( 25/10/2004 23:28)
ratsy izany col co izany e.aleo samy malalaka ihany.
11. rivorijasoa ( 26/10/2004 00:45)
Sady lé colle koa ange raha colle blanche mitapoka rano tsy maninona fa raha araldite no tsy laitra e! :-D :-D :-P
12. chipie1 ( 26/10/2004 09:19)
:-D :-D
13. booboo ( 26/10/2004 10:43)
:-D :-D :-D
14. fijo ( 26/10/2004 22:35)
:idea:
15. poupounesana ( 31/10/2004 09:30)
tsy hay misy anie nareo reto eh!aza atao collante aza ny sipanareo eh!ataovy le samy manana ny pgma-ny reny!fa nareo ndray no marary andoha voalou eo!ngamba d hilaharana ny détective! hoe fa d nahoana aza ty sipa ty no tsy d miraika firy amiko
16. mimich ( 31/10/2004 15:36)
bien poupoune
17. fijo ( 01/11/2004 23:35)
raha sipa tsy koi ka
18. jhouhlambout ( 03/11/2004 08:37)
:-D
19. poupounesana ( 03/11/2004 16:16)
mahazo collante ihany v zany zay ry fijo ah? :-D :-D :-D !
20. fijo ( 03/11/2004 23:24)
an an,avelao izahay mba halalaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1022