ny joba ve dia tena collante be ? foana
1. zecri1
(
23/10/2004 08:36)
ny jo collante ve milay sa tsy ilaina ?
répondu par fijo le 07/12/2004 00:15
2. mijo
(
23/10/2004 13:35)
Rehefa tia izay aloha izy dia tena collante e .Na voadoana foana izy tany aloha tany dia manao collante mba hitazomana an\'ilay bandy nefa tsy dia milay loatra izany sipa collante izany.
6. ramoul
(
24/10/2004 20:22)
Ra tena tiny kosa le le lehila tsy ho collante ihany izy!
Io kounkou nge ka miankina am\' fitiavana ihany e, fa tsy we zah te hi-colle am\' itsybandy ray itsy de iny toko fa lasa! mora very enao am\' zay ry zaza vavy :wink:
Fa ra trô-cllante ndray alo tsy lasa mintsy e! :-P
Io kounkou nge ka miankina am\' fitiavana ihany e, fa tsy we zah te hi-colle am\' itsybandy ray itsy de iny toko fa lasa! mora very enao am\' zay ry zaza vavy :wink:
Fa ra trô-cllante ndray alo tsy lasa mintsy e! :-P
7. kally
(
25/10/2004 09:03)
Raha misy ny collante dia misy koa ny tsy collante.Valin\'ny fanontaniana hoe ny joba ve dia tena collante be foana:TSIA! raha tsy izany tsy nisy lehilahy voadona mihitsy teto @ ity tany ity. :-P
9. hents
(
25/10/2004 19:47)
toutes les filles ne sont pas collantes, bien au conntraire moi, par exemple je pars rarement chez mon mec c lui qui vient chez moi
11. rivorijasoa
(
26/10/2004 00:45)
Sady lé colle koa ange raha colle blanche mitapoka rano tsy maninona fa raha araldite no tsy laitra e! :-D :-D :-P
15. poupounesana
(
31/10/2004 09:30)
tsy hay misy anie nareo reto eh!aza atao collante aza ny sipanareo eh!ataovy le samy manana ny pgma-ny reny!fa nareo ndray no marary andoha voalou eo!ngamba d hilaharana ny détective! hoe fa d nahoana aza ty sipa ty no tsy d miraika firy amiko