La Bible : salut divin et regret éternel

1. tandanitra ( 22/10/2004 05:30)
La Bible n\'est pas d\'abord un message de menace.Elle est la bonne nouvelle de la paix et de la vie que Dieu offre à tous ceux qui viennent à lui avec confiance en reconnaissant leurs fautes.Mais si nous refusons cette offre gratuite, nous connaîtrons le malheur et le regret éternels.L\'important est de croire ce que Dieu dit dans la Bible, d\'accepter la bonne nouvelle de paix que Jésus Christ nous annonce.Reconnaissons notre état de perdition morale devant Dieu et recevons Jésus comme celui qui nous a cherchés et sauvés, parce qu\'il nous aimait.Alors il y aura des conséquences heureuses dans notre vie.
Contact : www.labonnesemence.com
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:11
2. hery ( 22/10/2004 11:49)
io SINON io mihitsy le mavesatra be :-)

3. ramoul ( 22/10/2004 19:52)
marina mintsy zany ry tandanitra :D
tsara io zavatra ray io ary mahasoa no mahavlona ihany koa!
4. win ( 23/10/2004 02:19)
Tsy misy zavatra mavesatra izany, ny momba an\'io. Tsy hainao angaha ry hery ilay cause hoe: maivana ny ziogako, fa diniho sy vakio dia ampiharo fa ahita fiadanam-po ianao.
5. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:17)
aoka aloha: fivavahana sy finoana ny ato fa tsy christianisme a...
Raha izany manko dia mandeha daholo ny SINON rehetra
hoe manaova Jihady Sinon...
Mifadia kisoa Sinona..
Vonoy ny infideles sinon..
manaova sectes Sinon...


6. fijo ( 25/10/2004 22:31)
si non:marina mihntsy io voalazan\'i hery io.ary izay no nilazako tato hoe hatramin\'izao aloha dia i hery irery no mpino mba nanpihaiky ahy fa tsy mino be fahatany izay voasoratra fa mandanjalanaja izay misy.
tandanitra>tadidio koa anefa fa io bible voalazanao io no anhafaty ny amerikanina tasimo analiny sy ny afrikana analiny,ary mbola mampiady ny firenena rehetra hatr\'izao.
7. jhouhlambout ( 26/10/2004 12:05)
Sinon: voasazy mandrakizay! :evil: Hinhinhin........ :twisted:
Io anie ohatran\' ny fanaovana Pari ihany e! Samy miloka daholo na mino na tsy mino, ny mpino dia miloka hoe: rehefa maty dia mbola afaka manohy fiainana hafa indray, ny tsy mpino indray dia miloka hoe: rehefa maty dia vita. Ka rehefa maty voa hita ny valin\'ny Pari atao e! Samia ary miloka :-P
8. fijo ( 26/10/2004 21:39)
dia ndao koa asiana toaka. :-P
9. fijo ( 27/10/2004 20:23)
izany no tena fiainana ka.loka,toaka,tsaky,mofo sy diavay,raha ahitana ireo kosa ny baiboly hoavy aho ka
10. sahyman ( 28/10/2004 11:29)
tsy mety ny manao politique d\'autruche, tsy hoe tsy mino an\'Andriamanitry ny Baiboly ianareo dia zimbazimbaina ny voalaza ao na anaovana esoeson-teny, nefa moa tsy dia mahagaga loatra izany satria na i Kristy aza sady voaeso no voarora no voalako no voateny ratsy, voahombo t@ hazofijaliana mihitsy é!
ny autruche mantsy hono rehefa tsy te-hiatrika ny olana manodidina azy dia manitrika ny lohany ao anaty tany dia heveriny ho tsy misy intsony izao tontolo izao . Ny olona tsy mety mino ny Baiboly koa , matahotra ilay fitsarana fanamelohana dia mamono eritreritra @ toaka sy tsakitsaky sy ny sisa rehetra, izany rehetra izany anefa tsy mahafoana ny Soratra masina.....
11. fijo ( 28/10/2004 22:11)
ka mandania ary ngahy andro mamaky an\'io fa avelao izahay hirevy bon e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.655