Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 10/10/2004 15:27)
L\'an 0
Fa maninona natao l\'an 0 ny taona nahaterahan\' i Jesoa ?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:56
malalason ( 10/10/2004 14:31)
ny tonon-kirantsika sy ny feo-ny
manakarena tonon-kira tokoa isika gasy saingy nahoana ny feo-ny no tsy mifanaraka @ tonony sa manenjika rytme sy Album fotsiny sa misy antony hafa R. JO (Malalason)... tohiny
novalian'i mcfy ny 17/10/2004 01:36
fanja1 ( 09/10/2004 17:52)
gais cet excercice de maths surprenant
Fais cet exercice de maths surprenant. Il Dure seulement 20 secondes. Tout ce que tu dois faire c\'est suivre les instructions et surtout ne pas lire la fin avant d... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:19
nathanael ( 08/10/2004 14:58)
ohabolana momba ny valala
1- Valala tsy an-tanana tsy atolo-jaza 2- Ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady Tohizo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 22:39
ainaheri ( 08/10/2004 07:11)
22 ny isany dia nomena 4x4 ndray
Nomena 4x4 ny chef des régions 22 ny isany d tena azy tanteraka ohatry ny député sa averina? tena sady mampalahelo no mandreraka itony fitondrana itony indraindray fa mba tokony jerena aloha ny fah... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:12
dada1fr ( 07/10/2004 15:42)
Fanambadiana (Soratra) aty Paris
Manao ahoana daholo, Mikasa hanorona tokatrano izaho @ herintaona raha sitrapon\'Andriamanitra. Izaho sy lay namako moa mpivahiny ihany eto frantsa (miasa fa mbola anisan\'ireo manova carte de séj... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2005 22:20
dotmg ( 07/10/2004 10:36)
Ireo solombavambahoaka ireo ...
Mba ho fanamaivanana ny fikatsoan\' ny fifamoivoizana amin\' ny tanàn-dehibe eto Madagasikara, dia nametraka volavolan-dalàna eny amin\' ny antenimieram-pirenena ny governemanta mba hametra ny fotoa... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 22:45
crrlanto ( 06/10/2004 18:34)
jiosy ve ny malagasy?
Nahaliana ahy fatratra io hevitra io.Nisy famelabelarankevitra natao tetsy @ fiangonana protestanta analakely ny taona 2003,mikasika ny hoe ;jiosy ve ny gasy? saingy indrisy fa tsy afa nanatrika izan... tohiny
novalian'i fijo ny 01/11/2004 22:29
nananie ( 06/10/2004 10:00)
Da Vinci Code
Inona no mba hevitrareo momban\'io boky io? ... tohiny
novalian'i tsoupou ny 14/11/2005 08:33
andrea ( 05/10/2004 10:07)
L’e-gouvernance
Nisy intreview nataon\'i Olivier Robinson, [ directeur général des TIC (Technologies de l’Information et de la Communication) au ministère des Télécommunications ] Lahatsoratra tao amin\'ny e... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:07
xxx ( 05/10/2004 03:43)
pangetotsa
Marary: Mandefa rivotra isaky ny 2 minitra aho dokotera. Soa ihany fa sady tsy maimbo no tsy ren\'ny sofina ilay izy, raha tsy izany angamba dia afa-baraka ny sekréterako mihitsy aho efa ho herinandr... tohiny
maditra ( 04/10/2004 03:04)
poltika eto amin\'ny serasera
Tsy atahorana ho lasa toerana fanaovana propagandy ve ity serasera ity atsy ho atsy?Surtout raha tonga ny fotoanan\'izany. Toa lasa lavitra be mantsy ity resaka politika ity ato! Asa fa hevitra ny ah... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:50
salegy ( 03/10/2004 18:10)
ravalo ve misotro ronono
inona ary no ronono fisotrony raha misy malala :* ... tohiny
novalian'i ds ny 22/10/2004 20:23
hps ( 02/10/2004 18:59)
Mitady hiran\'ireo Artista Mitambatra
mankafy tanteraka ny Firaisan-kinan\'ireo Artista mitambatra aho, ka izay manana tononkira momba ireo dia mba alefaso eto(Fitiavana Marina);Misaotra betsaka mialoha @ireo manohana ny antso... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 20:50
idealy ( 02/10/2004 11:55)
haody ry analamangako
raha mba misy manan ny tonon\'ny\' haody ry analamangako\' dia mba andefaso ilay mandeha amin\'ny radio feon\'imerina foana misaotra mialoha... tohiny
mijo ( 02/10/2004 09:26)
FIRY TAONA
Firy taona ny bandy no tokony hanao firaisana voalohany ?... tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2005 11:06
hery ( 01/10/2004 16:36)
Dimy taona izay ny serasera...
Feno dimy taona amin\'ny alahady izao ny serasera.org. Raha 1800 ny isan\'ny namana tamin\'ny herintaona toa izao dia efa 4600 mahery izy amin\'izao fotoana izao. Fivoarana izany. Tsy mahita holazaina... tohiny
novalian'i fatsoraly ny 30/10/2004 06:23
nathanael ( 01/10/2004 14:14)
fantaro izay fohana
jereo eto: www.bmlweb.org/tabac.html... tohiny
xxx ( 01/10/2004 08:22)
resak hodi-potsy
K\'haiza daholo, ahoana ry zareo no atao amin\'ny resaka hodi-potsy a! Aretina ve io de inona no fomba hiadiana aminy!! Merci mamaly fa tena ilaoko ny mahafantatra azy io eh... tohiny
novalian'i majakely ny 10/02/2005 13:49
hery ( 30/09/2004 16:19)
Inona indray le boatin-drakitra?
Miarahaba ny rehetra. Nasiana boatin-drakitra amin\'izao eo amin\'ny namana ho an\'izay te hanampy ny serasera.org Io dia toerana ahafahanareo mandrotsaka vola ho an\'izay TE HANAMPY ihany. Ny v... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9344