Ireo solombavambahoaka ireo ...
1. dotmg
(
07/10/2004 10:36)
Mba ho fanamaivanana ny fikatsoan\' ny fifamoivoizana amin\' ny tanàn-dehibe eto Madagasikara, dia nametraka volavolan-dalàna eny amin\' ny antenimieram-pirenena ny governemanta mba hametra ny fotoana ahafahan\' ireo fiara fitateram-bahoaka sy fiara karetsaka (taxi-be sy taxi) ho toy izao manaraka izao:
\"Ny fotoana hahafahan\' ny taxi-be sy taxi miasa dia amin\' ny sivy alina hatramin\' ny efatra maraina, dia amin\' ny folo ora antoandro hatramin\' ny folo sy fahefany antoandro ary amin\' ny telo latsaka fahefany tolakandro hatramin\' ny telo ora folakandro. Izay tratra miasa ivelan\' ireo fotoana ireo dia hampidirina foriera ny fiara ary hotanana vonjimaika am-ponja mandritra ny 48 ora kosa ny mpamily sy ny mpamily mpanampy\".
Manao fanakianana an\' izany anefa ireo solombavambahoaka ao amin\' ny vondrona mpanohitra toy ny SPDUN ary milaza fa tsy mifanaraka amin\' ny lalàmpanorenana izany volavolan-dalàna izany, izay manitsaka ny voalazan\' ny andininy 123 tapany b, izay milaza fa \"tsy maintsy mandefitra eo anatrehan\' ny fiara mitondra marary, ny fiara mitondra volan\' ny banky foibe, ny koritezina mariazy na faty ny fiara rehetra mifamoivoy\". Takian\' izy ireo koa ny hampidirana ny fiara tsy mataho-dàlan\' ny solombavambahoaka ho anisan\' ny ao anatin\' io andinin-dalàna io. Nefa mety ho lany ihany izany volavolan-dalàna izany satria araka ny iaraha-mahalala dia ny TIM sy ny mpiara-dia aminy dia efa mihoatra ny roa ampahatelon\' ny solombavambahoaka eny Tsimbazaza. Azo veroka araka ny tsilian-tsofina re teny koa fa mety ho lany ihany ny fangatahan\' ny solombavambahoaka ny amin\' ny hanaovana ho fiara manam-pahefana ny fiara tsy mataho-dàlana nomena azy ireo.

novalian'i fijo ny 25/10/2004 22:45
2. kally
(
07/10/2004 15:42)
Ka tsy izany mihitsy no ho vahaolana aloha raha amiko e! dia ahoana ny olona manana dia haleha elanelam-potoana? Ny vahoaka foana no poretina,jereo firifiry ny bisikileta mandeha eny afovoan-dalana ka mampandeha miadana ny fiaramanaraka azy,nahoana raha hanamboarana piste cyclable izy ireny handehanany?Firifiry ny trottoir no hijanonan\'ny fiara ka ny mpandeha an-tongotra indray no voatery mandeha afovoan\'ny arabe ka mampikatso ny fifamoivoizana,mbola be tsy ho voatanisa eto ny vahaolana hafa ankoatr\'io eritreritry ry zareo io.
3. fijo
(
07/10/2004 20:23)
ity ary ny vahaolana hitako.ny alatsinainy dia ny fiara miloko mena ihany no mahazo mandeha.ny atalata dia izay miloko fotsy ary ny alarobia dia ny hafa rehetra.
ny mpitondra marary sy ny pra ary ny solombavambahoaka kosa dia mahazo mandeha foana na oviana na oviana .ary ny vahoaka dia tsimaintsy mandeha fiara karetsaka na taxi be.mety hilamina an.

4. ainaheri
(
08/10/2004 06:39)
Amiko zany tia tena loatra ny governemanta
dia aona zany ovana koa zany ny fidirana miasa
ka miditra @ 10 ny mpiasa dia mirava @ 15h?
izy manao an\'zany satria manana fiara azy manokana ka zay no mahasorena azy satria voaelingelina izy,raha mba fantany manko fa
ny 80 % ny mpiasa(miankina sy tsy miankina) eto andrenivohitra dia mampiasa io fitaterana io .Amiko diaTIA TENA NY GOVERNEMENTA
satria tsy mahay ilay ohabolana hoe TERY OMBY FAHA RIRININA KA SADY TSY AHABOTRY ANDRENINY NO TSY AHAFATY ANJANANY .Raha izay no izy dia betsaka @ ireo mpitatitra no hanidy trano dia hitombo ndray ny tsy an\'asa nefa ny eo aza tsy itany izay atao azy d mba ny manan\'asa kely ndray no kitikitihina n\'importe qoui les gouvernements !!!!

5. monixstar
(
08/10/2004 06:53)
ny mpiasa kosa ainaheri efa miditra @ 10 dia mirava @ 15h (au pays des moramora). Ny any @ zones franche ihany no tsy afaka manao tai-kafe sy mikolavaka satria tonga dia voaroka eo no eo.
6. ainaheri
(
08/10/2004 07:02)
ka jereo moa e ny fiara miasa @ 10h d ny mpiasa miditra miasa @ 10h kanefa ny fiara
rehetra miara mivoaka daholo @io(taxi,taxi-be)
d raikitra ny ambotaka d any 11h any vao tonga any ampiasana lay ol !!hmmm

7. ainaheri
(
08/10/2004 07:52)
Ny amiko dia tsotra satria ny governemanta
tsy mahay miaina fa milalao biby andavaka
raha ohatra ka zay ny eritreriny dia ravany
ny taxibe dia omeny asa ireo olona ireo avy
eo dia mamorona fitaterana ny fanjakana ka
izy ihany no mametra ny ora iasan\'ny bus ny
@zay ra miditra @ 10h dia miasa ny bus 8h à10h dia tsy miasa ndray fa ny aprés midi
14h30à17h d tsy misy ny ambotaka @zay
ra vitany io d mahery kanofa matoky aho fa tsy zakan\'ny fanjakana zany satria ny kojakojan\'ny fiara ,ny karaman\'ny mpiasa !na ho 10 taona aza tsy tafaverina ny fidin\'ny fiara,tokony alainy
@ toerany aloha lay izy vao avoaka eo anatrehan\'ny mpanao lalàna fa tsy zay ao antsainy no tenneniny !Ataoko angamba fa mifanohatra t@ propagandendra8 zay hoe

8. ramoul
(
08/10/2004 14:13)
Ra tena nandinika zah de zao!
Omeo tômôbil tsirairay avy ny mpiasa rehatra (na miankina na tsy miankina), tsotra sady tsy sarorta ny manatanteraka an\' izany, na dia 4L nge defa tsy kwa mintsy é! de am\' zay tsy misy tsony ny olana eo am\' governemanta si ny ponina fa dia mety hilamina am\' zay.
Eritreritra fotsiny aloha ny anah iny fa tsy haiko ze ataonareo any an!

10. pitchou
(
10/10/2004 10:45)
ny fahitako azy alou raha ny eto an-drenivohitra dia ny tsy fanajana ny lalana mifehy ny fifamoivoizana no tena olana! ny fiara eny ambony trottoir no mipetraka sy mande, ny olona (voatery) midina eny @ arabe, ny bus sy taxi be mijanona @ tsy tokony ijanonany, torak\'izany ny taxi, fady ze mba haka sisiny raha misy manakana sao ngamba misy afaka mande ka loza! na fantatra izao aza fa tsy ho afaka mande fa mbola mitohana ny ery anoloana ery d tsy maninn fa aroso ihany ny fiara hanakana ny lalana am zay d tsy afaka mande kou ny fiara manapaka (iza irery no hijanona eo? sitrany samy tavela!) filamatra ny manelingelina ny fandehanan\'ny hafa! ny taxi moa tsy kwa mintsy raha lany lasantsy eny am-povoan-dalana aza fa tokony hiandry azy avy mampidina le lasantsy kely avy ao anaty tavoangy ny rehetra!!!
ary tandremo fa raha sendra vaky pouné rizareo dia na eo a-povoan-dalana aza d tsy akisaka ny fiara sao simba le pouné an! eo no soloina ny pouné d mba mahareta kely rilazahy fa vetivety io d voasolo a!
raha ho foana ireo fomba ratsy rehetra ireo dia efa hihena 80% ny fitohanana eto!

12. dotmg
(
12/10/2004 09:55)
Ny famaritana ny hoe Hatsikana dia misy zavatra tsy lojika ao anatin\' ny resaka resahana ka mampitsiky kely na mampihomehy, arakarany. Matoa adihevitra be no miseho dia tsy hatsikana mihitsy ilay lohahevitra napetraka fa tena zava-misy sy iainan\' ny vahoaka malagasy ankehitriny.
Izany hoe n\'inon\'inona volavolan-dalàna mandalo ao an-tsain\' ny governemanta dia azony apetraka ary lany foana io, na dia atao hoe \"Tsy maintsy any @ Magro daholo no miantsena ny mpividy\" aza. Ny solombavambahoaka dia ny tombotsoany ihany no hitany fa tsy mandraraha izay fiantraikan\' ny lalàna laniana na tsia amin\' ny vahoaka izy. Ny \"mpanohitra\" indray, ataoko anaty farango sosona satria mijery aho fa tsy mahita, dia ny hamerenana an-dry Sophie sy Pierrot ary Didier tsy misy rahoraho eto an-toerana no politikany. Soa ihany aho zalahy fa tsy mpanao politika fa raha isan-drizreo ireo aho nisitri-belona.

13. fijo
(
12/10/2004 21:15)
za ndray aloha tia polifika e,ilay tena be fijofijo ireny no tena tiako.ary raha azo hatao dia atao be sosy.
14. pitchou
(
13/10/2004 11:05)
maninn anefa e? sitrany ahay olona 400 manana \"asa\" sy antom-pivelomana!
16. pitchou
(
15/10/2004 17:51)
ny hitako olana kely eto à lafiny politika, satria resaka solom-bavambahoaka no resahana, dia betsaka ny manakina sy manenjika azy ireny satria tsy azoazony izay takiany sy laniany ao! (d efa mametraka fefy koa aho sao lsanatria asa depiote indray andro any! hihihi! iza no mahita) Fa tsy manakiana tena mihitsy ny olona (nifidy an-drizareo) hoe manana zo sy adidy hampita sy hanazava ny heviny @ izy ireny ange izy! satria izy no soloiny tena eny Tsimbazaza fa tsy le saka kely akory!
18. pitchou
(
23/10/2004 19:08)
ie! raha tsy hoe tena nisara-toerana lavitra be rizareo!!! :roll: sa moa tsy izany ny fandehany?