L\'an 0

1. ainaheri ( 10/10/2004 15:27)
Fa maninona natao l\'an 0 ny taona nahaterahan\'
i Jesoa ?
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:56
2. aristar ( 10/10/2004 17:32)
Tsy misy an 0 ny calendrier grégorien. Ny fanisanan\'ny taona dia ao anaty ny Z* (Zstar) (ensemble des entiers relatifs moins l\'élément nul) -4, -3, -2, -1 dia avy eo +1, +2.... dia lasa 4 avant JC, 3 avant JC, 2 avant JC, 1 avant JC
3. aristar ( 10/10/2004 17:42)
Ny antony raha misy an 0 ny calendrier dia ny 21ième siècle dia nonomboka 1er janvier 2000 fa tsy 1er janvier 2001. 0 - 99 dia 100 taona ary 0 - 1999 dia 2000 taona.
4. ikaretsaka ( 10/10/2004 18:43)
ze tiany io.. raha te hanao ialahy ohatra heo zao ny an 0 de reseo lahatra ny vahoaka de lasa izay!
5. fijo ( 11/10/2004 21:12)
manangana secta matanjaka fa hanjary an 0 ny nahatarahan\'ialahy.
6. nananie ( 12/10/2004 10:37)
Ny secta ary efa mameno tanàna kou atao in kou anakiray en +? :lol:
7. fijo ( 12/10/2004 21:05)
le antsika io ka ,io no tena tsara sy mahery,aty amiko aloha ny rakitra . :-D :-D :-D dia aza hadino ny ampaha 20%n\'ny vola miditra aminareo an.io no tena idirana ny fanjakako.
8. jhouhlambout ( 13/10/2004 16:52)
Dia makaty amiko ireo zay te ho voavela ny heloka nataony sady mandoha vola arakaraky ny havesatry ny fahotana
9. fijo ( 13/10/2004 21:34)
ary aza hadino koa halafady hiverenana amin\'ny fiainam baovao rehefa hafaka ny fahotana dia mora io ka.1000 euros dia lasa olombaovao iano.
tongava maro fa io ilay tena izy e.
10. nananie ( 15/10/2004 09:45)

Manantona daholo ary isika e! :-D
Ary le chef-be-ny kosa tokony mba miova fomba fiajaika e! ohatra we salaka kely fotsiny , de atao lava volom-bava be. :wink:
11. fijo ( 18/10/2004 21:56)
ok nananie an,na hiboridanana aza io tsy koi rehefa miditra ny vola e. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2366