Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i salegy, milahatra araka ny daty
salegy ( 14/04/2010 13:35)
monja kely
miarahaba ny namana rehetra aloha a, sao gaga nareo hoe toa miditra aty @politika i salegy? voalohany nanoratako tato ity satria tena manitikitika ny saiko ary tiako ho azavain'izay mahalala fa nga a... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2010 22:01
salegy ( 18/10/2004 18:38)
samia miteny
mba samia hoe miteny ny mpihira tokony hiara hihira nefa mbola tsy nisy ny ahy zao ohatra hoe rah chiky sy samoela no tiako hiara hihira mety hipoka be ngamba ny hirany ,dia misaotra e... tohiny
novalian'i fijo ny 01/03/2005 21:01
salegy ( 03/10/2004 18:10)
ravalo ve misotro ronono
inona ary no ronono fisotrony raha misy malala :* ... tohiny
novalian'i ds ny 22/10/2004 20:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072