samia miteny

1. salegy ( 18/10/2004 18:38)
mba samia hoe miteny ny mpihira tokony hiara hihira nefa mbola tsy nisy ny ahy zao ohatra hoe rah chiky sy samoela no tiako hiara hihira mety hipoka be ngamba ny hirany ,dia misaotra e
répondu par fijo le 01/03/2005 21:01
2. ramoul ( 18/10/2004 19:11)
zah nahita; sareraka sy tselon\', na i balafomanga sy njakatina de hira ray ihany no zavatra hirainy ao fa tsy manao ze tiny an! :-D :-D Mba aôna marina mou re ny fandehany am\' zany é :?: :!:
3. chipie1 ( 18/10/2004 19:11)
iza njay zany rah chiky ?
raha i ricky sy i dama mety ho tsara v ?
4. fijo ( 18/10/2004 20:35)
ricky sy dama marina mety hilay be
5. chipie1 ( 19/10/2004 07:13)
hay !!
6. rvoulah ( 19/10/2004 09:46)
ricky sy dama koa hiaraka any Cologne any Allemagne
7. salegy ( 19/10/2004 10:21)
chipie 1> tena tsy fantatrao marina ve sa mody fanina ianao? ilay mihira ny hoe 1 milliard e nalaza ledala io taloha fa toa tsy navela nivoaka intsony ny hirany fa toa hoe mbola tsy zaka tsika gasy angaha ny tononkirany ilay hoe 4em tige e,ilay dama sy ricky indray efa ela miaraka @haja solomiral fa ny iray manao ny hiran\'ny ray fa tsy miara mihira i dama mitendry gitara ricky manao per i haja manao solo ,tsara lay izy fa misy indro kely nefa aloha fijeriko zay e
ny ahy zao zany TIANJAMA syDr JB miara mihira izany koa no tiako ho hita
8. fijo ( 19/10/2004 20:17)
dama sy ricky aty marseille amin\'ny 11 nov izao.
9. ikaretsaka ( 20/10/2004 04:43)
hihihi tsy aleo ve letsy Rah kicky sy i Fara andriamamonjy le
10. chipie1 ( 20/10/2004 07:22)
salegy> tena tsy arako zany rah chicky anao zany .
11. mcfy ( 20/10/2004 08:11)
chipie1> araky ny anarana voalazanao d izy irery no mpihira mpihinam-paraky rah mbola tsy arakao! :lol:
12. mumu ( 20/10/2004 10:06)
hihihihi

dama sy ricky aty Paris amin\'ny 5 Novembre de manasa ny namana ho tonga e!!
13. rvoulah ( 20/10/2004 17:31)
ny ahako zao tempo gaigy sy ny menafify ro mba teko hiaraka ,
14. fijo ( 20/10/2004 20:31)
na mena gaigy ny tempo fy
15. ravatorano ( 21/10/2004 06:32)
ato aloha tsy maintsy misy fanalana kely foana fa tsy ilay tena tedavin ilay namana mpanontany no asiana valiny eh :-D :-D :-D . ny sira tsy maintsy misy ah
nenah raha ry tselatra apost ireny no miaraka amin dry Cristoff ratrea mety masaka b
16. fijo ( 21/10/2004 19:46)
ravato an.ka izahay anie tsy dia mahay mpihira firy any intsony nefa mba te hiresaka e. :-D :-D :-D
17. EMIN3M ( 01/03/2005 14:31)
ambondrona eto marseille le 05 mars izao eeeee
18. fijo ( 01/03/2005 21:01)
tena tsy afaka letsyaho le.tena tsy hafa miala amin'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1095