samia miteny
1. salegy
(
18/10/2004 18:38)
mba samia hoe miteny ny mpihira tokony hiara hihira nefa mbola tsy nisy ny ahy zao ohatra hoe rah chiky sy samoela no tiako hiara hihira mety hipoka be ngamba ny hirany ,dia misaotra e
novalian'i fijo ny 01/03/2005 21:01
2. ramoul
(
18/10/2004 19:11)
zah nahita; sareraka sy tselon\', na i balafomanga sy njakatina de hira ray ihany no zavatra hirainy ao fa tsy manao ze tiny an! :-D :-D Mba aôna marina mou re ny fandehany am\' zany é :?: :!:
7. salegy
(
19/10/2004 10:21)
chipie 1> tena tsy fantatrao marina ve sa mody fanina ianao? ilay mihira ny hoe 1 milliard e nalaza ledala io taloha fa toa tsy navela nivoaka intsony ny hirany fa toa hoe mbola tsy zaka tsika gasy angaha ny tononkirany ilay hoe 4em tige e,ilay dama sy ricky indray efa ela miaraka @haja solomiral fa ny iray manao ny hiran\'ny ray fa tsy miara mihira i dama mitendry gitara ricky manao per i haja manao solo ,tsara lay izy fa misy indro kely nefa aloha fijeriko zay e
ny ahy zao zany TIANJAMA syDr JB miara mihira izany koa no tiako ho hita
ny ahy zao zany TIANJAMA syDr JB miara mihira izany koa no tiako ho hita
11. mcfy
(
20/10/2004 08:11)
chipie1> araky ny anarana voalazanao d izy irery no mpihira mpihinam-paraky rah mbola tsy arakao! :lol:
15. ravatorano
(
21/10/2004 06:32)
ato aloha tsy maintsy misy fanalana kely foana fa tsy ilay tena tedavin ilay namana mpanontany no asiana valiny eh :-D :-D :-D . ny sira tsy maintsy misy ah
nenah raha ry tselatra apost ireny no miaraka amin dry Cristoff ratrea mety masaka b
nenah raha ry tselatra apost ireny no miaraka amin dry Cristoff ratrea mety masaka b
16. fijo
(
21/10/2004 19:46)
ravato an.ka izahay anie tsy dia mahay mpihira firy any intsony nefa mba te hiresaka e. :-D :-D :-D
