ravalo ve misotro ronono

1. salegy ( 03/10/2004 18:10)
inona ary no ronono fisotrony raha misy malala :*
novalian'i ds ny 22/10/2004 20:23
2. crrlanto ( 04/10/2004 19:06)
manana ozinina mpanao ronono ve izy dia tsy hisotro ,lojika be zany
3. fijo ( 04/10/2004 21:49)
azy izany fa tsy hidirantsika e.izay ataony amin\'ny firenena jerena fa tsy izay zavatra manokana any.
4. salegy ( 06/10/2004 13:50)
za ry reto be hanihany a,tiako be lay mahita olona tonga dia mamaly hoe fa ronono tiko fa inona indray
5. fijo ( 06/10/2004 20:14)
mety tsy misotro tiko iny fa manafatra ronono avy aty.
6. ainaheri ( 08/10/2004 14:53)
tsy misotro izy fa mampisotro zay mbola tsy nisotro
7. my ( 09/10/2004 14:19)
le ankamantatra voalohany io ,ity ny valiny;
Rononon\'omby Gasy.
8. ramoul ( 09/10/2004 20:55)
tô tsy ôtran\' ny rononon\' omby gasy no sotrona fa tô rononon\' omby aty ivelany no afarany de zay no omeny an-tsika sy sotrony kou :!::lol:
9. my ( 10/10/2004 08:46)
Ay ,Inona ary no mahasamy haf ny ronono.
ef hatram\'mbola kel ela Ramoul no nisotro ronono mety ho fantatr\'éla ny tsiron\'ilay avy any ivelany? :lol:
10. ds ( 10/10/2004 11:38)
Za angamba mety efa nisotro ny rononony :-) satria nandalo niantrano tao amin\'ny zokiny tery Tsimbazaza aho tamin\'ny faramparan\'ny taona 70. Tsy maintsy misy ronono ny sakafo rehetra :
- Maraina katsaka amin-dronono
- Antoandro, ny ronono no solon-dro mazava na solon-drano vola
- ny hariva vary sosoa amin-dronono.
Manginy fotsiny ny dibera sy ny yaourt.
Tena fiainam-be ho ahy mafimafy ady fahiny.

ds
11. fijo ( 19/10/2004 20:15)
ds>tsy mafy ady intsony ankehitriny anih,ih,ih, somonga io zama e.
ronono gasy avy aty re no sotroiny e
12. ds ( 22/10/2004 20:23)
fijo>raha mafy ady aho tsy afaka manketo :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1196