Fanambadiana (Soratra) aty Paris

1. dada1fr ( 07/10/2004 15:42)
Manao ahoana daholo,

Mikasa hanorona tokatrano izaho @ herintaona raha sitrapon\'Andriamanitra. Izaho sy lay namako moa mpivahiny ihany eto frantsa (miasa fa mbola anisan\'ireo manova carte de séjour isantaona), fa ny fanontaniako dé izao: Inona no tena avantage raha atao eto frantsa ny soratra? Maro mantsy ny gasy mitovy amiko no nanao ny soratra teto, dia mody manao mariage réligieux any Mada.... Fa tsy fantako hoe inn tokoa moa ny tena antony (tombotsoa) hanaovana mariage civil eto... Zahay mantsy araka ny nolazaiko teo en règle tsara raha papier fa zany hoe mbola lay manova foana isantaona no olana, sa rehefa manao mariage eto de mahazo lay carte 10 ans ho azy ?????

Misaotra @ valinteny
novalian'i fijo ny 16/02/2005 22:20
2. fijo ( 07/10/2004 19:40)
salama e,
ny tombony aloha dia mahazo livret de famille aty.ary rehefa miteraka ianareo dia mora kokoa ny mamadika an\'io ho visa 10 taona.koa mahereza ary aza ela ny fanaovana ilay zaza e.
3. kabatritra ( 08/10/2004 12:28)
Avoahay ny basy ry dada an :arrow:
4. nananie ( 08/10/2004 12:38)
8) !
5. ainaheri ( 08/10/2004 14:26)
basy aona :roll: !
6. tsiperifery ( 08/10/2004 15:09)
fanampin\'izay efa voalazan\'i fijo dia izao : ny zaza teraka eto frantsa ka monina eto dia afaka misafidy ny ho vazà refa feno 18 taona. Ny RaD mananjanaka teraka eto koa ka afaka manamarina fa manana fidiram-bola ara-dalana sy régulier dia mora mahazo ny karatra 10 ans avy eo . Raha tsy manana asa maharitra koa dia afaka mangataka autorisation ahafahana miasa malalaka
Ny livret de famille vazà mazava ho azy manankery kokoa aty @ tany vazà. Tsy manakana anareo hanao transcription ny fanambadianareo sy ny zaza teraka any @ ambasady gasy anefa izany mba hitazomanareo sy ny taranaka faramandimby ny nationalité gasy hatrany ( raha mangataka ny ho vazà nareo sy ny zaza any aoriana dia manana double nationalité ! ) Maharena tokantrano n\'aiza n\'aiza hanaovan\'azy e ! :)
7. fijo ( 11/10/2004 20:34)
dia aza hadino ny tsiperifery amin\'ny laoka an.
8. ikaretsaka ( 11/10/2004 20:46)
masika ko le fijo ity an :-o
9. nananie ( 12/10/2004 10:30)
Fa le lalàna io toa mora miova kou. \'zany \'zao no izy @ \'zao fotoana \'zao nefa hafaka 5 na folo taona de lasa zavatra hafa. Enga anie fotsiny hoe tsy ho me masika ny lalàna .
10. ralay ( 12/10/2004 13:41)
Fa i nananie koa anga efa mikasakasa ato ho ato :lol: de aza hadino ny namana ary e :-D
11. fijo ( 12/10/2004 19:47)
ika>tsy masiaka izany letsy fijo fa mba mamporisika amin\'ny fihinanana tsiperifery an
nananie>marina fa ny minisitry ny aty tany izay mandalo dia mihezaka ny hanenjana io lalana io,saingy ny fototra\"lalanan\'ny tany nahaterahana\"io dia tsy misy sahy mikitika.
12. nananie ( 15/10/2004 09:29)
Ralay sy Ramaso: Za mbola tsy maika @ zany alou e! :lol: Fa tsy adinoko ny namana refa ôtsôts\'izay e! :wink:
13. fijo ( 18/10/2004 20:36)
aza manantena be eo ramaso an
14. nananie ( 19/10/2004 10:21)
Fa aiza ary Ra fijo \'zany :-o ?
De mba aza adino koa ary za @ le gateau refa tonga ny raharahan\'y toi ry Ramaso an...
15. fijo ( 19/10/2004 20:30)
an gateau :?: ndao ary e
16. fijo ( 20/10/2004 20:36)
aleo aloha amely mofogasy ka.
17. nintsoa ( 08/11/2004 08:40)
ny ahy ndray pb hafa fa mba ampio aho hanambady koa aho @ janvier 2005 (soratra) any an-dafy no atao fa any ilay ho vadiko (gasy)no miasa sy mipetraka izaho anefa mbola aty M/kara ahoana no ataoko mety mahazo visa de long séjour ve aho ampio aho ry reto a merci beaucoup inona no motif ataoko refa angataka visa tourisme ou se marier
18. ralay ( 08/11/2004 09:42)
Raha ny momba anao indray nintsoa dia mety misy cas maro² no mitranga.
1° Moa ve aloha ianao mpiasa sa mpianatra fa raha vehivavy celibataire mantsy no mangataka visa dia sarotra fa sarotiny mihintsy ny embassade amin\'io.
2° Tsy hanome visa long séjour anao aloha izy ary tsy misy visa por se marier zany koa fa tsy maintsy visa tourisme no angatahinao.
3° Efa naka renseignement ao @ mairie misy azy ve ny futur mari nao fa afaka mivady ianareo raha tonga aty avec visa de tourisme?
4° Aza hadino fa tokony ho visa plus d\'un mois no angatahinao satria mbola hisy publication de banc atao ka sao lany aloha ny séjour-nao.
5° Raha toa ka mety izay rehetra izay anefa dia mbola tsy ho afaka mijanona avy hatrany aty france ianao fa mbola tsy maintsy mody ka ny vadinao no mangataka regroupement familliale avy eo. Elaela ihany anefa io vao mivaly an.
6° Moa ve ny vadinao resident fotsiny sa manana nationalité française? Raha manana nationalité izy dia ny tsara aminareo dia any dago no mivady ka izy no mankany. Vety² kokoa ny ahatongavanao aty france @ zay rehefa enregistré ao @ embassade ny mariage-nareo.
Courage fa tsy maintsy vita io e de ampio :lol: dia mandeha.
19. nintsoa ( 08/11/2004 12:38)
Misaotra betsaka @lay conseil - izaho mbola miasa fa congé no andehanako any, efa nanontany tany ilay futur mari fa mety hono fa izaho sisa no asainy mikarakara taratasy aty - visa de long séjour no asainy alaiko ao @ambassade nefa hay tsy mety izany dia ahona no ataoko ampio aho ry reto fa malahelo azy mafy a
20. ralay ( 08/11/2004 13:24)
Ka izany efa lazaiko anao zany fa tsy hahazo visa long séjour zany enao raha tsy olona hianatra na hiasa efa misy contrat d\'embauche. fa mandehana tourisme aloha satria enao zany ol miasa dia mety tsy hisy olana ny azahoanao visa nefa tandremo fa raha vao refuser eo anefa dia zay no vita.
Tsy maintsy mody koa anefa avy eo rehefa tapitra ny visa raha tourisme.
Manana taratasy vazaha ve ny vadinao? Raha manana izy dia any dago no tsara mivady ianareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176