Fanambadiana (Soratra) aty Paris

21. fijo ( 08/11/2004 21:42)
nintsoa.araka io efa nolazain\'i ralay io dia tsy mety raha toa ka avy dia visa lon sejours no alaina.
fa ny fanambadiana kosa na tsy misy taratasy aza iano dia tsy afaka manda ny fanambadina na ny mairie.
fa mihomana ihany amin\'ny copian\'ny nahaterahana.
visa tourista angatahana fa izay ihanyno azonao atao.raha tsy izany dia any mada atao ny raharaha dia soratana ao amin\'ny ambasady(raha vaza lery)
(regroupement familliale dia mety ho iray taona raha haingana indrindra.)
mahereza e.
22. titine2005 ( 17/12/2004 09:09)
salut
ary raha visa tourisme 1 mois de avy eo misoratra..de atao le regroupement familial fa tsy mody f a milentika de aty de aty?
23. tsiperifery ( 17/12/2004 09:58)
fijo >Na dia voararan\'ny lalàna aza dia maro ny mairie no mandà mampanao fisoratana raha vao tsy misy taratasy ny iray. Voatery haka avocat i Nintsoa raha miditra @ izay lalana izay. Maro mantsy ny mariage blanc ka efa mailo tanteraka ny manampahefana. Na visa touriste aza odiany fanina mody conseillé-ndrizareo hoe ataovy any @ consulat-nareo fa mety koa any.
nintsoa > Io fanambadiana atao any Mkara io no tsy compliqué indrindra raha vazà ny ho vadinao. Tongany foana any raha tena tia .izy :D .
Titine2005> Raha milentika ianao tsy ho tanteraka ara-dalàna mihintsy ny regroupement familial raha visa tourisme izany. Mety tsy azo roahina intsony ianao raha miteraka saingy tsy manana droit hanao n\'inon\'inona satria statut clandestin ianao @ izay. Mandehana araky ny lalàna dia mahareta mba tsy hanenenana aoriana e !
24. mifenty ( 21/12/2004 14:04)
Tsy voatery hoe statut clandestin kosa ra nanana visa tourisme izy eh.

ra vô lany ny visa, de mikarakara taratasy hafa, ka ny karakaraina de ilay hoe visa pour vie familiale. Vetivety io . fa aza miditra amin\'izany clandy zany fa tsy d\'accord amzany aho an.
25. ralay ( 21/12/2004 18:17)
titine 2005 tsy mety izany raha miletika aty ianao satria tsy azo antsoina intsony hoe regroupemnt familliale intsony ilay izy mazava ho azy satria efa regrouper aty ianao sy ny vadinao. Noho izany dia tsy maintsy mody aloha raha hanao regroupement familliale io.
26. fijo ( 22/12/2004 21:33)
tsiperifery>marina fa misy manda io mariage tsy manana taratasy io,fa harakaraky ny mairie io.
raha vaomiteraka dia azo hatao ny mangataka taratasy amin\'ny maha RARn\'ny zaza vazaha?fa sarotra io raha tsy vazaha ny rainy.
le visa 1 mois sarotra be
27. dadabe ( 16/02/2005 09:24)
ralay>de ahoana izany fa toa ohatrany nahaliana be ilay resaka hanambady any andafy teo.Izaho mantsy mba mikasa ihany koa fa tsy maharaka an\'ilay resaka de aleo manotany foana toy izay manao2foana.Zah mbola mpianatra aty andafy ihany koa fa tsy any frantsa.Fa mikasa ny hanambady gasy any frantsa. (l) :D
28. fijo ( 16/02/2005 22:20)
tongava dia ataovy ny fika ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1386