poltika eto amin\'ny serasera

1. maditra ( 04/10/2004 03:04)
Tsy atahorana ho lasa toerana fanaovana propagandy ve ity serasera ity atsy ho atsy?Surtout raha tonga ny fotoanan\'izany. Toa lasa lavitra be mantsy ity resaka politika ity ato!
Asa fa hevitra ny ahy.
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:50
2. hery ( 04/10/2004 16:53)
Nandritra izay 5 taona nijoroany izay dia nandalo vanimpotoana politika sy propagandy maro ny serasera. Nijanona ho fitaovana fampitambaovao sy fifanakalozan-kevitra hatrany anefa izy fa tsy niandany na tamin\'iza na tamin\'iza... na dia mba nanana izay firehan-keviny aza ny mpandrindra isan-karazany tao anatiny. Inoako fa hipetraka amin\'izay toerany izay hatrany ny serasera na iza mitondra na inona rivotra politika lalovana.
Misaotra hatrany.
3. maditra ( 04/10/2004 18:03)
Tsy hoe ny ao amin\'ny fitantanana no tiako lazaina fa ny mpandray anjara.Ny fanontaniako aminareo mpitantana kosa dia izao: Inona ny fepetra raisinareo raha miseho ny zavatra toa
izany?
Misaitra tompoko.
4. crrlanto ( 04/10/2004 19:12)
:D tsy dia hoe politika angamba fa mba fanehoankevitra ,tsy misy fiandaniana no hitako teto
5. fijo ( 04/10/2004 21:47)
ato kosa aloha dia tsapako hatramin\'izay fa dia mbola tsy momba n\'iza niza ny mpitantana.raha ny resaka politika no resahina.ary izay koa no tsara ami\'ny mpitantana ato.hafaka milaza izay hombany ny namana fa ny an\'ny mpitantana dia mandrindra fotsiny ,ka tsy hiseo izany zavatra vinavinaina izany.
6. tsilan ( 04/10/2004 21:57)
Ka izay no maha ady hevitra sy fifanankalozana azy eh. Samia milaza izay heviny dia samy mijery samy mandinika ary samy mitsako
7. maditra ( 04/10/2004 23:07)
Ka tsy mitovy izany ny fomba fijery e!
8. ravatorano ( 05/10/2004 06:37)
raha hita kosa fa manao propagandy mibaribary b ilay olona tonga eto amin ity forum ity d efa mampilaza mialoha ny tenako izay anizan ny miandraikitra ity lohahevitra ity fa d tsy hasiako atak andro ny famafana izany.
Ny fanehoan kevitra dia natao ho antsika namana rehetra ary izany no mahaserasera azy ity koa dia manasa antsika ary amin izany eh ary dia misaotra antsika mandray anjara
ravatorano
9. maditra ( 05/10/2004 21:32)
misaotra an\'i Ravoranto .
10. fijo ( 05/10/2004 21:58)
raha amin\'ny fotoampifidianana aloha dia ekeko ny fisian\'ny propagandy ato.satria resaka fandresendahatra hoan\'ny atokony io ka aleo hifamaliana ato.fa raha vita ny fotoan\'ny fifidianana dia tokony samy hampirina ny antokony amin\'izay kosa ny namana rehetra.
11. andratax ( 06/10/2004 09:04)
aleo kosa ny olona hilaza ny heviny fa tsy dia atao hoe politika daholo e!
fanehoankevitra izany no marina
12. fijo ( 06/10/2004 20:11)
tsy misy misakana ny fanehoankevitra kosa anie e.ny tiana hialana fotsiny dia ny resaka mampisy faroratra rahatoa ka dia mivandravandra ny fanohanana be fahatany.
13. ramoul ( 08/10/2004 14:27)
Natao hifanakalozan-jevitra ny siten\' tsika fa tsy natao anaovana propagandy; ra ny fahititako azy fa sy haiko alo ze any ambadika any an!
14. kitjo ( 12/10/2004 13:01)
Raha @ fotoanan\' ny propagandy aloha tsy hitako izay olana e....fa na izany aza rehefa mifanaja fts fa tsy hoe mifanompa.
Fa raha tsy fotoanany kosa dia tsy mety!
Fa malalaka anefa ny fanehoan-kevitra amizao fts
15. fijo ( 12/10/2004 21:31)
izay no tokony hianaran tsika.ary tokony hoay koa ny hamaritra hoe vita izao ny propagandy dia atsahatra amin\'izay koa ilay fanohanana.
16. kitjo ( 13/10/2004 05:51)
fidio za e... :-D :-D :-D :-D :-D
17. tsilan ( 13/10/2004 20:13)
ok tohanako enao eh dia ataovy....za rehefa voafidy enao. Sa moa tsy mahazo milaza an\'izany
18. fijo ( 13/10/2004 21:43)
efa nofidianay ho \"namana ihany \"iano ka. :-D :-D :-D
19. kitjo ( 14/10/2004 08:34)
Zay le propagandin\' ny serasera ....mahafinaritra e :-*

ramaso> :wink:
20. fijo ( 14/10/2004 20:50)
tohizo fa tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3543