fantaro izay fohana

1. nathanael ( 01/10/2004 14:14)
jereo eto: www.bmlweb.org/tabac.html
répondu par ikaretsaka le 16/10/2004 03:23
2. tahison ( 01/10/2004 21:08)
Io ranathanael ne fantatry ny mpifoaka foana e! fa tsy mety ny saina de mifoka ihany e :?
3. bichette ( 05/10/2004 14:47)
Ajanony ry reto ny sigara a !
4. nananie ( 06/10/2004 08:59)
Rehefa mbola tsy voa dia mbola tsy fay e! :lol:
Na za koa aza tsy mahazo mihintsy hoe inona no antony hifohahana sigara. Vola mivôka tsy lazaina intsony. Ny aretina ... Tsy hita e!!! :?
5. fijo ( 06/10/2004 21:53)
efa misy soratra ny fonony hoe mahafaty io,fa tsy laitra fa mifoka ihany ry tavany.ny olana dia izao.ny setroka izay faikany\"residu\"an\'ny sigara dia alefany mankaty aminao tsy mifoka.
mba vinavinao anie raha mba za tia labiera ity koa no mandefa ny faikan dabierako any aminy e.ny \"residu\"ny labiera dia iaraha mahalala fa ny pipi.
6. fijo ( 06/10/2004 22:35)
ohatra hafa koa io.
7. xxx ( 07/10/2004 06:14)
marikoriko an ! hi hi hi hi hi
ramaso, sady maimbo vava ny mpifoka sigara, tsy mba hoe bisou mba manimanitra fa lasa bisou maimbo sigara o ?
8. nananie ( 08/10/2004 12:16)
hahaha.
Sady tsy mba bisous mamy be!!! beurk!
Masiso no sady mangidy.
9. nananie ( 15/10/2004 09:33)
Mba sendrany fa tsy nitady anandrana :-D
10. ikaretsaka ( 16/10/2004 03:23)
hay moa? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3019