Dimy taona izay ny serasera...
1. hery
(
01/10/2004 16:36)
Feno dimy taona amin\'ny alahady izao ny serasera.org. Raha 1800 ny isan\'ny namana tamin\'ny herintaona toa izao dia efa 4600 mahery izy amin\'izao fotoana izao. Fivoarana izany. Tsy mahita holazaina firy aho fa http://lisitra.serasera.org/?rub=special/tantara ny tantara fohifohin\'ity serasera ity raha mahaliana anareo.
Isaorana be dia be daholo ny rehetra, indrindra ianareo izay mbola namana ato. Ny mpikambana rehetra ato dia nantsoina hoe namana ny anarany koa misaotra anao manaiky ho namana.
Ho avy tsy ho ela ny hetsika vitsivitsy hatao mandritra ity taona ity hankalazana ny faha-5 taona. Mbola miandry ny sasany nanao vakansy :)
Misaotra daholo e.
Hery

novalian'i fatsoraly ny 30/10/2004 06:23
2. kally
(
01/10/2004 17:01)
Fisaorana - Fankasitrahana ary Firariantsoa ho an\'ny mpiandraikitra ny serasera rehetra (l)
3. fanja1
(
01/10/2004 17:57)
Za aloha mbola tsy ampy 1an no tato fa dia misaotra ireo tompon\'andraikitra rehetra e! ary tena faly be za niditra anisan\'ireo namana ato! Ho ela velona anie sera²! :-* ho an\'ny namana rehetra tsy akan\'avaka
4. yonikafopl
(
01/10/2004 19:53)
Dia mirary soa ho anareo mpikarakara sy mpandrindra , ary dia mivavaka ho anareo hatrany mba hahazo hery sy fahendrena hatrany. (l) :) :-*
5. ralay
(
01/10/2004 21:02)
Aza misaotra tena isika fa raha misy ny tokony isaorana dia isika tsirairay nampiroborobo sy nanpitombo isa ny namana ato @ ity sera² ity tsy vitan\'olon-drery izy ity fa isika rehetra no samy mitondra ny anjara-birikiny avy. Ny hirariana dia ny haharitra hatrany ny fitiavantsika ity site ity ka ho tratrin\'ny dimy taona ho avy indray.
6. chipie1
(
02/10/2004 11:50)
mankasitraka , ary koa mirary soa ho any mpikarakara , fa tena mafinaritra site.Nahalalana zvt bedabe, nazahoana namana bedabe. Enga ane ka ho tratra ny taona mitsingerina indray e! (l) :-*
ary kou tsy hadino ny fisaorana antsika rehetra

7. booboo
(
03/10/2004 10:02)
zoieuh zaniversera ( 2 x )
zoieuh zaniverseeeeeeeera seraseraaaaaaaa
zoieuh zaniverseeeeeeeeeeeeeera
:D

8. lucienr
(
04/10/2004 05:13)
(l)
misaotra antsika rehetra Namana e! indrindra ianareo zay mikarakara mavitrika, ny mpandrindra isan\'ambaratongany.
misaotra e
lucien

10. mimich
(
04/10/2004 06:09)
Dia miarahaba an\'i Hery sy ireo mpiara-miasa aminy aloha tonga amin\'izao fahadimy taona izao.
Fantatra fa tsy mora ny nandiavana izay dimy taona izay, satria maro ny sedra izay tsy maintsy nolalovana, anisan\'izany ny fiatrehana ny olona tsy vao ela akory izay. Koa fisaorana sy fankasitrana tanteraka no atolotra anareo,satria tsara ny nataonareo matoa nahasarika olona marobe toy izao.
Manaraka izay dia mirary koa raha mirary ny haharetran\'ity tranokalan\'ny serasera ity. Ary mirary soa ihany koa ho antsika rehetra mpandray anjara
Ary farany dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo rehetra nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka, ka nahafahan’ny olona ana’arivony maro miserasera eto.

12. naritsimba
(
04/10/2004 08:40)
Faly miarahaba antsika namana rehetra eh!
Ny azoko ambara dia ny hoe raha izao fahatrarana ny faha-5 taonan\'ny NAMANA SERASERA izao dia ny hoe:
-Enga anie isika rehetra mba ho toy ny rano am-body vondrona ka ho tojo ny sambatra sy ny manajara. Ka izay mamboly hahavokatra, izay miompy hahavanona, ny bevohoka manaova mora, ny latsaka an-tany tongava taiza, tsy harary raha tsy tonga ny aretina ary tsy ho faty raha tsy tapitra ny aina.
Ity kosa dia atolotro ho an\'ny mpikarakara ny serasera rehetra:
-Enga anie ianareo ho toy ny voninkazo, vangian\'ny renin-tantely, tsidihin\'ny lolo marevaka, hianoka ny fahamamiana, hiakotso ny soa sy ny tsara. Ho toy ny mpandranto mody ka sady misakelika fary, no miloloha tantely, ary mibaby akondro, ka ho mamy daholo no nentina, ho mamy tian\'ny vola ary hangidy lavitry faty.
Ho ela velona anie ny SERASERA.
Ho ela velona ny NAMANA rehetra.
MISAOTRA EEEEEEEEEEEEEE!
:D :) :( :o 8O :? 8) :lol: :x :P :oops: :cry: :evil: :twisted: :roll: :wink: :!: :?: :idea: :arrow: :} :°) (l) 8-) ^^ :/ :-D :-P :^) :{ :-o ;-) :-* :*

13. olly
(
04/10/2004 12:55)
dia efa nisetrasetra kosa i naritsimba amin\'itony sary kely :lol:
misaotra an\'izay rehetra mpikarakara ary mirary soa tokoa fa tato no nahitana namana mahafinaritra sy zavatra mahasoa betsaka :)
ho ela velona anie i serasera ! :-*

15. ikaretsaka
(
05/10/2004 02:08)
Za mo mivantana sy tsy tsy mahay mikabary.. arahaba.. dia samy ho tratran 5 taona manaraka.. vita
16. zamahery
(
05/10/2004 04:09)
Dimy taona tokony hankalazaina amin\\\'ny tsara fa raha ny tantaran\\\'ny serasera dia lasa malaza ratsy eny ivelany izy izao indrindra ao Rome. :twisted:
Tokony ho diovina aloha ny maloto rehetra vao mankalaza ny fety satria izay no fahendrena, ry toerana ifamezivezen\\\'ny olona rehetra izy ity dia tokony ho modely ny mpitarika sy ny mpandrindra.
Sa ahoana hoy ianao izay vonona ny hankalaza ny fahadimy taona nijoroana raha toa ka hilaza ny FIBRA isika ?

17. xxx
(
05/10/2004 04:20)
ina ny idiran\'i Rome am serasera fa ny fanadiovana ny aferan-drongonin\'ny mafia asiana ataony raha vitany de hitantsika eo hoe iza marina no lehiben\'ny rongony ao???
18. fanja1
(
05/10/2004 06:25)
zamahery inn no idiran\'ny rongony sy roma @ sera²? pfffffffffffffffff
19. xxx
(
05/10/2004 06:25)
zamahery > rehefa 5 tanona dia 5 taona e ! sady mandroso aminn\'y fivoarana e !
:? :wink: xxxxxx > :{
:? :wink: xxxxxx > :{
20. ravatorano
(
05/10/2004 06:33)
fisaorana feno fankatelemana no atolotra anareo nikarakara ity namana serasera.org ity.Faly miarahaba anareo koa torak izany nahadia izay dimy taoana izay ary miarahaba ny namana rehetra tsy anakanavaka miditra ato amin ity tranokala tsy foitsika ity eh.
zamahery > :-D :-D :-D mahery tokoa ianao fa tena hevitra diso feno fanasoketana no hitako ao raha misy mitombina ny lazaiana d hidiro lalindalina satria izahay tsy any Rome sa kosamahita ny namana Nery sy ny mpiara miasa aminy mahavita zavatrra ho an ny namany malagasy amin ny fiseraserana d faly ny hanenjika fotsiny.Fantatrao fa ny ***** no manenjika aary mbola tratra aoriany ianao satria manenjika azy :-P D aza mampimé tsony eh :wink:
Amiko aloha ity tranokala ity dia nahazahoako nifanakalo hevitra maro , nahitako namana maro b ka tsy mbola hitako izay maharatsy anazy.Aleo i Rhum sy zamahery aloha hipetraka amin ny sisiny fa azy any ny azy :evil:
Misaotra ny ekipa milain ny serasera eh
Ho tratry ny dimampolo taoana manaraka indray
(l) (l) (l) serasera
:-* ho antsika namana tsy ankanavaka eh