Dimy taona izay ny serasera...
21. yonikafopl
(
05/10/2004 21:29)
zamahery tsssss sao dia mba ianao kosa ary no nandoto ny serasera ka nampalaza ratsy azy????
Izahay tsy mahita izany fa faly fa efa dimy taona sahady ny serasera, na dia vao tsy ampy herintaona aza no nidirana ho namana dia nahafinaritra ny fiarahana nisy teto.
Izahay tsy mahita izany fa faly fa efa dimy taona sahady ny serasera, na dia vao tsy ampy herintaona aza no nidirana ho namana dia nahafinaritra ny fiarahana nisy teto.
22. ftma
(
05/10/2004 21:39)
Dia ho tratry ny ela indridra isika mianakavy mpinamana e. :-* :-* :-* :-* :-* :-*
23. fijo
(
05/10/2004 21:54)
ialahy letsy ry zamahery sao dia nihinana omby lahy fa toa manoto foana isaky ny miditra ato an?sa hoe avy any US aho dia za no maharaka sy mahay ny rehetra fa ny sasany ve daholo?
aoka letsy fa sao tsy mety.
aoka letsy fa sao tsy mety.
25. yonikafopl
(
06/10/2004 19:33)
fa angaha avy any US io miseho mahery io ry fijo??? mba any @ tany mandroso ihany fa mba ataovy ambonimbony ny fomba fisainana.
26. fijo
(
06/10/2004 20:09)
yonik an ny tany no mandroso fa ny olona any maro ny mihemotra.loza anie e.
29. ralay
(
06/10/2004 22:11)
Mampiady hevitra daholo izany na troupe-ndranona ny olona mamaly eto na mpanohitra na mpakasitraka fa aleo samy hilaza ny heviny daholo fa raha mahasoasoa azy ilay resaka dia tsy miverina midinika @iny intsony izy fa miova resaka hafa maro anie ny lohahevitra azo hiadian-kevitra ato e. :lol:
30. fijo
(
06/10/2004 22:17)
izay no tena harena ato.hafaka misafidy tsara izay hevitra tiana hiadivana ny tena.
31. fijo
(
06/10/2004 22:39)
eo dia mbola maro no manafangaro ny olona sy ny heviny.fa hianarana tsikelikely io dia lasa foana ny farany ka
34. mimich
(
13/10/2004 07:53)
za v ramaso ao anatiny, za mantsy toa matetika manohitra nareo sy ry fijo sy ry ikaretsaka izay ihany (ao anatin\'ny ekipan\'i pitchou matetika :-D ), fa izao alohe @ ireny an, ny zavatra lazainareo no toheriko fa tsy @ maha fijo sy ramaso anareo an!, de za koa zany rehefa mivadika ho hanihany ilay resaka de manaraka ny onjany eny
35. sambatra73
(
13/10/2004 09:00)
Miaraka faly amin\'ny namana retraretra amizao fatsiarovana ny 5 taonan\'ty site ty.
D misaotra ary mazotoa hatrany ry Hery sy ny tariny a.
Fisaorana ho an\'ny namana niara nitafa sy nidinika
Ndao iezaka dôly mba ifanaja na misy hevitra tsy mitovy aza, zay no ma-olona samihafa antsika na d samy Gasy aza e :-)
Sady raha mitovy dôly ange d tsisy adihevitra tsony e :-(

37. fijo
(
13/10/2004 21:39)
mimich>ndry tsy hiadivanay ka.fa mety homboinay anefa an.tandremo ihany. :-P :-P :-P
38. kitjo
(
14/10/2004 08:32)
Arahabaina dol zany ny mpiserasera e.....
Dia ho tratry ny 5 taona manaraka dol njay :-*
ramaso> hay v za manana tropy ato znay e?ihihhihihii......
Fa na izay na tsy izay aloha mahafinaritra ato satria na mifamely eny @sisiny eny aza mahay mifandray tsara sady MIFANAJA dol iany raha oharina @ireo forum gasy sasany e!
Ho ela velona dol d mankahery ny mpikarakara rht e!

40. hery
(
14/10/2004 14:35)
Isaorana be da be ireo zay mahatsiaro an\'izany tsindraindray any ambadika any... antsika rehetra wah ny fisaorana.
Isaorana ireo namana izay sendra hita tany Paris tamin\'ny weekend teo... surtout izay nikarakara fety. Hmmmm
Misaotra tamin\'ny nem, ny brochettes, vary amin\'anana (asio sira kely fotsiny), zouk, Quick, Café, RER, sanwiches, ny chambre :) ny tsikitsiky... (ny gidragidra) Tsaroana daholo e...