22 ny isany dia nomena 4x4 ndray

1. ainaheri ( 08/10/2004 07:11)
Nomena 4x4 ny chef des régions 22 ny isany d tena azy tanteraka ohatry ny député sa averina? tena sady mampalahelo no mandreraka itony fitondrana itony indraindray fa mba tokony jerena aloha ny fahantran\'ny firenena sy ny vahoaka! isika dia ataon\'ireo vahiny fihomezana foana angamba!!
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:12
2. ravatorano ( 08/10/2004 07:31)
io indray izao no fomba fiasa sady fanambatambazana angamba fa tsy hoe fitaovana entina hanatanteraka ny asa izay iandreketan ny chef de régions 22.
Inn marina moa no tena asan ireo chef de région , tadidido fa izy ireo no nisolo ny préfet de région taloha izany hoe resaka administration ranoiray miampy ny resaka fampandrosoana ekonomika izany.Firy amin izy ireo anefa no adminisitratera tena niofana sy nivoaka tamin ny sekoly fianarana an izany ?
Tsy hidirako lalina ny amin iny satria ny olona tendrena dia tsy voatery nianatra an iny asa iny raha tompon andraikitra ambony izany satria ny dokotera ohatra mety ho voatendry ho lehiben ny asam lanjakana.
Momba ireo 4x4 d tsy fantatra raha nomena fotsiny na misy vola ampahany averin dry zareo na kouh hoe ampiasainy ny fiara ka rehefa lasa , na esorina amin ny toerany ry zareo d miverina amin ny fanjakana ny fiara.
Mifanaraka amin ny fiainam bahoaka v izany ???
Asa fa mikaikaika avokoa aloha amin izao ny rehetra eo amin ny fidangan ny vidim piainanan ary dia eran i Gasikara izany .
Lazaina fa mba hi motivé na ny olona ampiasana dia omena azy ny fitaovana rehetra , aza hadino anefa fa na omena fitaovana ampy sy raitra ny tompon andraikitra nefa ilay olona hampitany ny traikefany , ny fahaizany , ny hafany dia mosary innn no azony atao ! ! Hafahafa ihany :twisted:
3. fijo ( 12/10/2004 21:29)
tsy holava resaka aho fa io efa voalazan\'i ravato io no fahitako azy.
4. tsilan ( 13/10/2004 20:16)
Ka ny antsika anie na vola indramina aza dia lazaina fa nomena foana hatramin\'izay.
Fa ilay izy mampihomehy be satria na ny lalan-tsarety aza tsy misy any amin\'ny faritra sasany akory nefa dia fiara kodia no omena azy ireo. Hitako hoe toy ny fiara nomena ny solom-bavam-bahoaka ihany ilay izy. Toa eto Antananarivo ihany no ampiasaina dia eny amin\'ny renivohi-paritany.
5. fijo ( 13/10/2004 21:42)
dia hitaomana kitay sy saribao ny an\'ny sasany.ary miaraka aminay manao zoma manifika ny hafa.eto kosa aloha dia milay ny miaraka aminy e.tena kozy.
6. zandrinifijo ( 19/10/2004 03:52)
mbô maazo karama ny panao saribô sy pivarokitay lesy a. ra mamorona cours particulier koa anie tsika mral mety lasa be sôsy be fa be kil e. sa tsimaitsy i Petit kely sy i Granger bé iany no papianatra?
http://www.lexpressmada.com/article.php?id=25410&r=4&d=2004-10-19 alphabétisation ony sa ina ny matière?
7. fijo ( 19/10/2004 20:12)
fa ahoana moa no tsy maintsy hoe ny vazaha ihany no mahazo mampianatra le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4589