fanaovana lien ....
1. bichette
(
22/10/2004 08:59)
.... tsy haiko fa tsy mety ny ahy, raha mba azonareo atoro anie e !Misaotra anareo
novalian'i fijo ny 09/11/2004 22:23
2. six
(
22/10/2004 13:58)
bichette a !!! sûr aho f\' efa mety zay nenao !!!!!!!
ito raha ts mety
http://namana.serasera.org/iza:six
na ito kou
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=402c66a057f4a
d ataovy serieux e!
ito raha ts mety
http://namana.serasera.org/iza:six
na ito kou
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=402c66a057f4a
d ataovy serieux e!
5. bichette
(
25/10/2004 09:42)
zandrinifijo wa aza masosotra eo fa tsy misy idirany mihitsiny e ! :roll: :-D :-D :-D :-D
6. fijo
(
25/10/2004 22:56)
ela wa ry zandry tena mahafinaritra mihintsy. :-D :-D :-D
fa za koa anie tsy mahay manao an\'io zavatra hanontanian\'i bichette io e.
tsy azoko ilay fanazavan\'ihery
fa za koa anie tsy mahay manao an\'io zavatra hanontanian\'i bichette io e.
tsy azoko ilay fanazavan\'ihery
7. ikaretsaka
(
25/10/2004 23:08)
hmmmmmm te hihinan agateau ny zandrin\'i fijo ry bichette fa karakarao haingana izao liens izao an
8. six
(
26/10/2004 12:25)
bichette a! eto hono e!
fijo le mahatonga an\'le izy ho otr\'zao hono e le mivadika mankany am page hafa! eto nge andramana e
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=3f862fd95793e
na eto
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=402c66a057f4a
fijo le mahatonga an\'le izy ho otr\'zao hono e le mivadika mankany am page hafa! eto nge andramana e
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=3f862fd95793e
na eto
http://namana.serasera.org/index.php?rub=post&profileid=402c66a057f4a
10. yonikafopl
(
31/10/2004 18:43)
i fijo kou ve mananihany e!!!
alefa le http:// de avy eo ohatra hoe vetso.serasera.org/ sy izay tohiny. Dia tonga iny dia mivadika ilay [jereo eto].
Sadiso koa aho ry hery???
alefa le http:// de avy eo ohatra hoe vetso.serasera.org/ sy izay tohiny. Dia tonga iny dia mivadika ilay [jereo eto].
Sadiso koa aho ry hery???
11. ikaretsaka
(
31/10/2004 22:13)
ary vita ihany ve ry fijo izao liens anareo sy i bichette izao an :^)
12. hery
(
01/11/2004 07:55)
Tsy misy zavatra amboarina manokana io fa rehefa mametraka adiresy internet fotsiny ianareo (na email) dia ovain\'ny ordinateur ho cliquable ilay izy mba tsy hanaovana copier coller lava be na koa hanimba ny endriky ny takelaka. Soratanareo ohatran\'ny mahazatra izany ilay lien (na adiresy internet) fa ataovy antsina fotsiny hoe raha lien izy dia hiova hoe [Jereo eto]
13. fijo
(
01/11/2004 23:16)
ka raha misy artikla tiana hohitan\'ny namana ve dia mety koa izay?
maninona anareo mitsama ary fijo sy bichette?
ireo ry bichette izany mpitsikilo a.tandremo.
maninona anareo mitsama ary fijo sy bichette?
ireo ry bichette izany mpitsikilo a.tandremo.
14. bichette
(
02/11/2004 15:09)
misy ol wa ato tena mampamoa fady, zay sy fijo zavatra mpianadahy. io fijo mba hazavao fa hoe tsy cousins akory fa mpianadahy tsika
19. fatsoraly
(
05/11/2004 06:57)
bichette> avelan-dry hazavaiko ve rehefa tsy hanazava i fijo e? :-P
20. bichette
(
05/11/2004 07:57)
mody fanina i fijo fa izahay mpianadahy iray fonosana tao ankibon\'i neny