Ny kofa sy ny eritreriny
![](https://avatar.serasera.org/d6adcb8d337126cb8896385d1aca4ed7.jpg)
1. dezy
(
21/10/2004 09:16)
Ahona ny momba ny kofa mande any @ viavy (kody).Fijangajangana ,fafinareatana(mitady) sa mitady ny tsy ampy ao an-trano raha manam-bady.Aza raisina zavatra ratsy fa mba fanotaniana io ee
Misaotra
Misaotra
novalian'i fijo ny 26/10/2004 22:36
![](https://avatar.serasera.org/f52b5e449a2303c031a0c3a1109360bf.jpg)
2. six
(
21/10/2004 10:25)
na manampy ny efa misy +
na manala azy! -
na kou mety mizara :
mety ho mampitombo kou anefa x
arakarak\'le antony andehanana any!
na manala azy! -
na kou mety mizara :
mety ho mampitombo kou anefa x
arakarak\'le antony andehanana any!
![](https://avatar.serasera.org/0344adb607cb541118488284682da4dd.jpg)
5. vegas
(
21/10/2004 15:18)
Fanavotana, fanampiana, fanasoavana!
Manjary tsy minakanina izy de mapalaelo :cry: :cry:
Manjary tsy minakanina izy de mapalaelo :cry: :cry:
![](https://avatar.serasera.org/e1927c5011cef6c7282e3bcaa00d8f5a.jpg)
8. ramoul
(
21/10/2004 20:33)
aleo ndray mba mihery ny tsy misy ao an-trano de sany fialam-bloy, fahafinaretana, fifandraisana ...
![](https://avatar.serasera.org/04de797985231ca08eeae679748e7a0c.jpg)
9. kinaoly
(
21/10/2004 21:15)
zay zany le hoe na cordon bleu aza ny sipa ao antrano, ny bandy tsy maintsy mikaly maskita sy sambos any ivelany fona an :wink:
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
13. ikaretsaka
(
23/10/2004 03:26)
ary raha ohatra indray hoe tsy ampy fitiavana ao @ fanambadiany izy?
![](https://avatar.serasera.org/d6adcb8d337126cb8896385d1aca4ed7.jpg)
14. dezy
(
23/10/2004 07:50)
Ka eo le blem no mipotra ry ikaretsaka .Mety fitiavana tsy ampy ao an-trano mety i ramatoa marary ando lava refa misy demande na vizana.hihihihihi mbola tsy tratra anga??? :oops: :P
![](https://avatar.serasera.org/4e084d2115590422b01863d5cad324ac.jpg)
15. mijo
(
23/10/2004 14:08)
Ditra fotsiny no hanaovan\'ny bandy an\'io.Na mba te hanandrana tsirony hafa indray.
![](https://avatar.serasera.org/0344adb607cb541118488284682da4dd.jpg)
16. vegas
(
23/10/2004 21:49)
inona aza no ho aniny raha tsy makany itsika lehilahy?
Samia manome kely an\' ireny sipa reny ry zareo fa soa atao hono levenambola a.
Samia manome kely an\' ireny sipa reny ry zareo fa soa atao hono levenambola a.
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
17. sipagasy
(
24/10/2004 06:25)
hihih ra vegas, misy asa hafa azony atao fôna any ho any kannn!!!
ka inona ary ny hanambadiana raha mbola handeha hiodina ihany é!??? tsy aleo tokan-tena teny ihany @ ,izay manana safidy malalaka toy izay handeha HANGALATRA??? sao dia hanenina eo vao taitra ka hanary takotra irery é! hiihihi, mahereza ary mba ankino @ ao Ambony ny fiainana fa tsy ny ara-nofo ihany akory no ety an-tany é! :D
ka inona ary ny hanambadiana raha mbola handeha hiodina ihany é!??? tsy aleo tokan-tena teny ihany @ ,izay manana safidy malalaka toy izay handeha HANGALATRA??? sao dia hanenina eo vao taitra ka hanary takotra irery é! hiihihi, mahereza ary mba ankino @ ao Ambony ny fiainana fa tsy ny ara-nofo ihany akory no ety an-tany é! :D
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
19. ikaretsaka
(
25/10/2004 23:52)
ny tsy ampy ao an-trano no tadiavina any an-kafa... raha ampy ao an-trano dia tsy misy ny hitady any ankafa
![](https://avatar.serasera.org/d6adcb8d337126cb8896385d1aca4ed7.jpg)
20. dezy
(
26/10/2004 11:30)
sipagasy aza de tenda lotra fa sao mana-kenda zanak-oul aza kou hihihihi :P