Mampiesona tantsaha fotsiny

1. tsilan ( 02/11/2004 21:23)
Io izany no lohanteny nomeko ilay fifanarahana fanondranana vary mena mankany Italy.
Nahoana hoy ianao?
Akotry vary mena mantsy no naondrana tany amin\'ilay kaompania italianina. Ny tanjony, dia izy irery amin\'izay atsy ho atsy no hamboly ny vary ka tsy mila manafatra eto intsony izy. Dia veloma hatreo ianao ry tantsaha Malagasy. Efa nahazo masomboly ny Italianina.
Hafetsena be ilay izy satria rha tena te-hampivoatra ny tantsaha tany Marovoay marina ry zareo dia vary mena efa fotsy no nafarany fa tsy vary mbola azo ambolena.
2. fijo ( 02/11/2004 22:14)
fikafika io miparitaka fa ze tratrany ao misaritaka e.voa indray izany isika ko.
3. heartbreakkid ( 03/11/2004 12:53)
Azo natao anie ny nandefa vary akotry tsy afaka hambolena intsony raha izany ny olana eh!
4. ikaretsaka ( 03/11/2004 13:16)
saingy ilay akotry azo nambolena no lasa
5. ramoul ( 03/11/2004 13:22)
ary tsika matetika vo ôtran\' zany fôna an!? sa nareo tsy de nandinika an\' zany lôtra?
Zany kousa lou de efa tsy rariny tsony fa efa famitahana sy fampihesonana tantsaha fotsiny é!
Tezetra am\' zany zah klé :evil:
6. fijo ( 03/11/2004 23:28)
efa mba nahazo vola aloha ny tantsaha dia tsy koi ka
7. fatsoraly ( 05/11/2004 03:06)
aza manahy fa mbola hiverina hono izy hivarotra masomboly rehefa avy nohatsarainy ilay vary mena e! hahaha.
8. ikaretsaka ( 05/11/2004 04:54)
de tsy mahazo vola @ izay fa mandoa vola e.. ary mety handoa firy heny @ le nividianany azy re/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5853