Bon annif Deba!

1. kitjo ( 04/11/2004 10:31)
Mba te handefa biz oroka ho an Deba znay za amzao annif-ny zao d ahoana ny atao e :-D :-D
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:30
2. fatsoraly ( 04/11/2004 10:34)
Tandremo fa natao ho an\'ny olon-dehibe!
Ame sensible s\'abstenir!!!

http://news.bbc.co.uk/media/images/38121000/jpg/_38121723_ratsiraka300afp.jpg raha te hanoroka azy.

:-D
3. zakilinina ( 04/11/2004 12:50)
:twisted: :twisted: :twisted:
4. sipagasy ( 04/11/2004 13:02)
é! efa antitra re izy zakilinina fa aza atao io ann hihihi :wink:
5. xxx ( 04/11/2004 14:26)
Oui bonne annif Deba! :-*
dia inona ny olana na antitra izy?
olo-maventintsika Malagasy izy!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
6. yonikafopl ( 04/11/2004 19:14)
tena tsy mahasahy mandinika ilay sary ela za fa matahotra ny hanonofy ratsy :-P :-D
7. johanr ( 04/11/2004 19:38)
Eny tokotrany!
Bon annif Deba!
8. fijo ( 04/11/2004 20:29)
bon annf dia manaraha an\'i yasser amin\'izay e.
9. zakilinina ( 04/11/2004 21:52)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
10. fijo ( 04/11/2004 22:39)
kivy ve razaki?
11. fatsoraly ( 05/11/2004 02:49)
yonikafopl> ianareo efa tenenina fa ho an\'ny olon-dehibe mbola misisika ihany ko aiza! hahaha!
12. kitjo ( 05/11/2004 09:18)
hahhahhaha
mbola mitana iany kosa aza izy mbola misy oh an\' io fa nareo kosa.

aza hitako lery mamangy an i Arafat ao d miampy arret cardiak ao ny aretin ol d mara lasa...loza!
13. yonikafopl ( 05/11/2004 15:32)
hahahahahahahahah
fatsoraly hum iza zaza tsy ampy taona????
14. fijo ( 08/11/2004 21:50)
aleo hoany ry kitjo a.terrorista roa no miara lasa amin\'izay.
15. xxx ( 11/11/2004 17:53)
fijo/ Tsy miombon-kevitra @ elà indray zà @ iny lafiny maha-terorista an\'i Arafaty iny kle ! Ny OLP ampitoviziko lasitra @ menalamba, VVS sy ny antoko mpitolona ny mpanjanan-tany tany amintsika . Arafat izany amiko toa an-dry Ralaimongo sy ireo nanao vy very ny ainy handrôka ny mpanjanaka ny taniny. Maro ny maty saingy sendra ireo mpitondra tsy matao-tody tao israely koa izy e !
Hevitro izay rafijo a ! rafijo mety ho arafaty \"taloha\" mikasika ny karana !!! :D
Samoina
16. xxx ( 11/11/2004 17:56)
...sady i Deba ny gasy toa azy ihany no \"terroriser-ny\" fa ny hafa vokisany volamena sy safira !!!!
Samoina
17. fijo ( 11/11/2004 20:58)
ny tsy itovizany amin\'ny VVS sy ny menalamba dia izao,ny azy tsy ny mpitondra israelianina no nanaovany sabotazy fa ny olona tsotra tsy maninona azy ery.toa an\'i ben laden io.
mpanao sport ve letsy no vonoina rehefa mitaky ny fahaleovantena?(tany alemana JO
18. kitjo ( 13/11/2004 14:40)
tantarao kely zany ry fijo fa zay tsy maharaka an
19. fijo ( 15/11/2004 23:30)
i yasser aloha raha ilay resaka hoe fitakiana ny fahaleovantenanay dia ok amiko io.fa ny tsy ekeko dia hoe satria za mitaky fahaleobantena dia tafiako ny mpanao sportn\'ilay firenena,na hoe nde ahodiko ny sambo mitondra olona mitsangatsangana.tsy hitako mihintsy izay hidiran\'ny olona amin\'izany.ny mpitondra vonoina sy tapahana ny lohany dia ok,fa tsy ny vahoaka tsy maninona ery.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1408