am-pitiavana be

1. fatsoraly ( 29/10/2004 03:24)
Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra, sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana dia tsinontsinona aho. IKor13, 2

Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana. Fa sombintsombiny ny fahalalantsika, ary sombintsombiny ny faminaniantsika. IKor13, 8-9

The LORD God said, \"It is not good for the man to be alone. I will make a helper suitable for him.\" Genesis 2, 18

Then the LORD God made a woman from the rib He had taken out of the man, and He brought her to the man. Genesis 2, 22


novalian'i ramaso ny 02/12/2004 00:00
2. fatsoraly ( 29/10/2004 03:26)
Ho jerem-potsiny ve ny fanomezan\'Andriamanitra? :-D :-D :-D
3. ravatorano ( 29/10/2004 05:27)
ny fitiavana no lehibe indrindra ka ho jere potsiny aoana kosa moa fa d ny fitondrana azy amin ny toetra mendrika no mahafinaritra :?
4. bichette ( 29/10/2004 09:41)
ny fitiavana dia sarobidy. zavatra iray angatahina amin\'Atra mandrakariva satria Izy dia fitiavana.
5. fijo ( 01/11/2004 23:03)
ny ahy ilay \"rib\" no nanaitra ahy.ka raha sady tonga kosa izany ilay sipa no mbola mitondra \"rib\"hisy hoatra izany aiza indray le.
6. ikaretsaka ( 29/11/2004 04:52)
tsy maintsy misy resa kaly foana!
7. bichette ( 29/11/2004 08:23)
8. fijo ( 29/11/2004 22:22)
kaly kosa io ko.io no hiasana hitadiavambola anie e. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2724