mitady olo_tiana matotra

1. xxx ( 29/10/2004 08:39)
mitady olo-tiana matotra afaka hifapizara fitiavana eto @ ity fiananana mandalo ity
répondu par fijo le 04/01/2005 22:59
2. xxx ( 29/10/2004 08:40)
olona matotra
3. booboo ( 29/10/2004 09:16)
beuh ! dé matotra ve lé mitady tsy mampiseho ps fa miafina ambadiky ny xxxxxx :^)
4. nikopol ( 29/10/2004 09:35)
Booboo, mitady olona matotra hanaovana xxxxx io angamba! :lol:
5. johanr ( 29/10/2004 13:22)
Za matotra de aona?? 8-)
6. xxx ( 29/10/2004 14:12)
ny olona eto anie ka matotra daholo e !
7. zandrinifijo ( 31/10/2004 10:34)
zokinay matotra bichette faza manao xxxx tsony a
8. fijo ( 01/11/2004 21:35)
tena ndry ve io ry bichette? :-D :-D :-D
9. ravatorano ( 02/11/2004 07:05)
tratra indray ra bichette keli
ntsoooooooooooo
ho hitan ny olona ihany kouh naninn no niafina tao amin io xxxxxx io njy eh hihihihihihihi
tena njy marina v aloha io eh ???? :°)
10. mumu ( 02/11/2004 08:57)
dain kou reto!!!!
11. bichette ( 02/11/2004 09:33)
zandrinifijo sy ny namana rehetra :

tsy mitady olona izany aho na matotra na tsy matotra.

Miala tsiny aho fa tsy izaho mihintsiny io.

Zandrinifijo > aza dia mifanonontonona anarana azafady . Misaotra betsaka. :wink:
12. bichette ( 02/11/2004 09:48)
fijo > mba lazao ny zandrinao tsy hanonontonona anarana e !
13. hery ( 02/11/2004 10:48)
Tsy bichette io kah... euh hadino indray hoe misy olona vitsivitsy afaka mijery hoe iza ireny xxxx ireny mba hialana amin\'ny abus.

I bichette rehefa mitady olona matotra tonga dia miseho mihitsy :-) toa ohatran\'ny matotra ihany ilay ranamana hitako any iny :-)
14. bichette ( 02/11/2004 13:17)
hery ..; oadray ! iza izany ranamana izany ?
15. ikaretsaka ( 02/11/2004 13:47)
tssss tsssss! :wink:
16. petatic ( 02/11/2004 22:16)
:lol:
17. fijo ( 02/11/2004 22:47)
le mitonotonona anarana tsy mitombona kosa aloha mba tokony hatsahatra fa miteraka fahasorenana hoan\'ny sasany.
na izany aza,aza mora sosotra ry bichette fa misy foana io eto a.
ary raha vazivazy no nanaovana izany ,ka hita fa sorena ny iray dia aoka mba hatsahatra.
18. six ( 03/11/2004 10:53)
za matotra
19. fijo ( 03/11/2004 21:46)
dia mifanarahaizany ianareo sy X
20. wawawa ( 03/11/2004 21:50)
Fa resaka X ve ity lohahevitra ty sa awona e? Toa mivoana kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3713