mitady olo_tiana matotra

121. mihanta ( 29/12/2004 09:13)
pseudo volo aiza kalou ity lazainao ity?d ahoana ireny olona mihety volo ireny zany :-D
fijo mankanesa any etazonia d miara mihofana am pamela any kou
122. fijo ( 29/12/2004 22:33)
an an tsy hoany aho ka .hafa no haleako
mumu salafo ze misy ka
123. fijo ( 30/12/2004 20:00)
sakafo no tiako lazaina mazava hoazy an
124. mumu ( 01/01/2005 21:17)
zany an!!! :lol:
125. pseudo ( 02/01/2005 17:44)
fijo>de refa voky ve de manilana :-D
mihanta>fa hatao resa -boooolo njay nga izy ty!
nihety volony nga enao t@ faran taona :-D :-D
126. mihanta ( 02/01/2005 17:51)
pseudo za mihety volo foana refa lava :-D
127. chipie1 ( 02/01/2005 18:51)
:-D
128. mihanta ( 02/01/2005 18:54)
chipie hihihi
129. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:56)
volon\'inona io ry mihanta? sa volo rehetra rehetra..
ny ahy aloha raha volombava dia isan\'andro e!
130. yonikafopl ( 02/01/2005 19:11)
:-D :-D :-D
131. mihanta ( 02/01/2005 20:05)
ikaretsaka ilay eritreretinao :-D
132. pseudo ( 03/01/2005 19:31)
mihanta>noheveriko ho isan-taona marina :-P
133. fijo ( 03/01/2005 23:00)
uinona ilay heritreretin\'ika kay?
134. yonikafopl ( 04/01/2005 19:02)
toa mitovy angamba ny eritreritr\'i fiji sy Ika kou :-D :-D
135. mihanta ( 04/01/2005 21:25)
yonika mety mitovy fa tsy sahala é
136. fijo ( 04/01/2005 22:59)
azavao ry mihanta an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2604