mitady olo_tiana matotra

61. fijo ( 16/11/2004 21:51)
six a,te ahita raha amin\'io lavavolo io nga ny akama?
62. dynatra ( 01/12/2004 16:18)
misy tokoa ny matotra saingy ny tsy matotra no betsaka.ny fandio iray siny aza hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka,ka raha fanala mitsilopy ve hoentina mitsinjo alim-be mikitroka sy feno aizina?
63. sechat ( 01/12/2004 16:35)
:D :roll: :? :x :evil: :twisted:
64. fijo ( 01/12/2004 21:31)
dia miandrasa mazava e.
65. fijo ( 01/12/2004 23:24)
lasa mena maso ao izy ko.
66. angie ( 02/12/2004 08:54)
ramaso> :-D :-D tia tsikilokilo sn :-D :-D
67. mihanta ( 02/12/2004 18:25)
fa mitsikilo inn kay nareo zany?
68. fijo ( 02/12/2004 20:32)
tandremo ry mihanta fa voatsikilo ao ndry an.
69. mihanta ( 03/12/2004 07:40)
iza no tady hitsikilo anahako eo,za nga matahotra
70. ravatorano ( 03/12/2004 09:07)
mihanta>ny cia sy ny kgb eto amin ny namana seraserano hitsikilo anjy ao kah :-P
71. sechat ( 03/12/2004 13:47)
xxx> Hevitra tsotra : jereo ny sariny ao @ description\'ny namana (sady manja be dahol ny ao an!) :°) de fidio ao ze mba metimety @nao. Manaiky izy tsara, tsy manaiky izy atao akory fa de na mionona na mifindra lasy? :-D :-D :-D
72. mumu ( 03/12/2004 18:17)
ary lasa aiza ilay nitady olo-tiana zay o??
sa efa nahita??
73. sonwin ( 04/12/2004 14:25)
io mumu io ..hitako hatraiza hatraiza, feno anao mihitsy ny net..nahita anao teto aho de nanoratra e, fa ts de ilay loha-hevitra loatra.
74. mumu ( 04/12/2004 19:07)
sonwin aiza kosa e!!! :roll:
75. fijo ( 06/12/2004 21:17)
malaza indray mumu an.(erantany) mba ento aho hanaraka andry e
76. mumu ( 07/12/2004 09:20)
fijo hanaraka anà toy ny aloka ve???
ka tsy fanao raha tsy andro tena maloka......
77. mihanta ( 07/12/2004 12:33)
ravatorano raha matotsa le oul hitsikilo d tsy maninn,hampiditsa salopette za.
mumu ririnina ange zao d maloka foana é(tsy hifandao mintsy zany???)
78. mumu ( 07/12/2004 13:03)
mihanta zara aza misy hanafana am\'ty anjo ririnina ty kou!!
antonina an\'ny ravato ve ilay salopette njy iny???
79. mihanta ( 07/12/2004 13:19)
mumu hihihihi extensible io k.
mumu aleo ihany zany hande handihy any am fety am le andro enjasantsika éé
80. chipie1 ( 07/12/2004 14:04)
humm!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2854