mitady olo_tiana matotra

41. ikaretsaka ( 08/11/2004 13:56)
zaaaay! bedy tsara! :-D
42. bichette ( 08/11/2004 16:50)
io hono i oully mitady, sao dia mety amin\'ny zokinao ry zandrinifijo :roll: :wink: :lol: :-D :-D :-D
43. fijo ( 08/11/2004 21:27)
inona indray izany resaka atoizany e.
aza masiaka moa ry bichette a.
ela ry zandry mba hendry fa lazain\'ny sasany fa ratsy taiza isika an.nefa mba matotra ihany.
44. angie ( 09/11/2004 09:56)
Tano ny azo fa sarotra no mila ry Bichette a . :D
Fa ho an\'izay mitady dia tsarovy fa vodin-tsobika aza manan-tandrify maika fa v... :wink:

Mahereza daholo @ :*
45. angie ( 09/11/2004 10:03)
Aleo tohizako io fa sao misy ratsy fandika hoatran\'i Goth eo. ... maika fa vehivavy mantsy no tiako ambara. Ohatra hoe i Oully , Bichette raha mila...
46. bichette ( 09/11/2004 13:51)
za aloha tena tsy mila e
47. fijo ( 09/11/2004 20:57)
ato indray angie an.tena efa nalahelo andry izahay ka.
bichette?????
48. bekorontana ( 10/11/2004 05:49)
:twisted: za mtady mpapiritrano fa bekorotana :twisted:
49. angie ( 10/11/2004 09:24)
fijo> za kou tena nalahelo anareo rehetra indrindra fa lay mila NAMANA... :D
50. fijo ( 10/11/2004 21:04)
tonga soa marina aloha fa elaela izay.
51. fijo ( 10/11/2004 23:11)
zarazarao o
52. six ( 11/11/2004 13:33)
asio pitika aty an!
53. fijo ( 11/11/2004 20:33)
aiza ndray ary angie teo.
54. riordan ( 15/11/2004 05:56)
de ahoana ny contact amin\'zany fa zay te hilatsaka candidat eh!
55. angie ( 15/11/2004 09:07)
aiza ry XXX fa io misy candidat tena potika a. mba ataovy serieux mou lay resaka fa sao dia mitsaoka ny kil.

riordan> raha tianao dia mampidira mihitsy lohahevitra dia asivo zay caractere tena tianao ananan\'ilay olona. Fa hiandry an\'i XXX eto toa hiha antitra ihany sa ahoana :?:
:)
56. six ( 15/11/2004 11:08)
angie> serieux kah!
57. angie ( 15/11/2004 11:30)
ka sao de i six ary io xxxx io :lol:
58. fijo ( 15/11/2004 23:03)
asa ko mitovy fanonona ihany.
59. six ( 16/11/2004 11:30)
za ve io ra fijo ts efa tonga d nokôziko!
ts za lou io e!
fa zao ito za ry angie a!
60. tenio ( 16/11/2004 14:35)
Mba tantarao raha toa ka efa nahita na dia xxxx aza ianao e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4657