mitady olo_tiana matotra

81. kinaoly ( 07/12/2004 15:01)
soa fa nisy hirifiry, ..... satriko koa ho ririnina.... :-P
82. mumu ( 07/12/2004 16:00)
mihanta kely sisa
chipie1 hmmm nga??
kinaoly mianjy an\'njy zay malala an
83. mihanta ( 08/12/2004 09:08)
kinaoly taiza foana njiko?chipie &mumu za efa t hitsinjaka b mintsy.
kinaoly tongava fa hahita feeling matotra
84. mumu ( 08/12/2004 10:40)
mihanta za efa manao échauffement ato!!
85. chipie1 ( 08/12/2004 11:32)
resaka mitady olotiana ny ato fa tsy resaka tsinjaka sy échauffement azafady ! :-D :-D
hors sujet reo anakiroa farany reo!! :-P :-P
86. mihanta ( 08/12/2004 13:09)
chipie1 ka any ange no hahitana anlé izy é hihihihi
87. lanto ( 08/12/2004 13:16)
ary le nitady aza tsy hita tsouny akory kou
88. fijo ( 08/12/2004 20:33)
mumu efa maloka lava izao ka.
89. mumu ( 08/12/2004 20:34)
fijo ndao ary kouu!!
ho aiza tsika 2?
90. mumu ( 08/12/2004 20:41)
ramaso ahona?? ande kou nga?? am\'zay mba misy mitana labozia!!
91. mumu ( 08/12/2004 20:49)
atsofokao aiza??? :{
za tsy mila tazominao fa efa eo fijo!!
92. mumu ( 08/12/2004 20:55)
anatsofohanao azy ao amin\'ny lavakoronao ve????
93. mumu ( 08/12/2004 21:09)
may eo vao gaga!!
94. mumu ( 08/12/2004 21:17)
eo fa tobasako rano mangatsika be!!
95. mumu ( 08/12/2004 21:23)
tsy miady zany zay 2 ka!!
enao ary mba may kou!! de ho avelanay am\'zao ve?? tsy mety kosa zany!
96. mumu ( 08/12/2004 21:28)
za manodraka amin\'ny rano mangatsika de enao mitsokatsoka azy sy mileladelaka azy eo an!!
97. mumu ( 08/12/2004 21:33)
eo ary fa omeko taratasy kely de kopakopao ao !!
98. mumu ( 08/12/2004 21:36)
za efa mikarakara an\'ny fijo!
99. mumu ( 08/12/2004 21:42)
non efa oqp izy 2! tananao ampiesaina!!
100. mumu ( 08/12/2004 21:45)
tongotro ve?? mila daka nga? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2152