mitady olo_tiana matotra

21. fijo ( 03/11/2004 23:31)
fa bichette marina ve io x io e
22. ravatorano ( 04/11/2004 06:38)
ka tsy izy io kah
tsy bissy ety io fa ramana eh hihihihih
iza no mahalala aloha hihihihi
marina ny lazain i fijo tery ambony fa le mitonona anarana eto misy tsy mahatanty tokoa nefa moa vazivazy miaraka amin ny hihihihi io ka aleo kalma ihany eh
23. bichette ( 04/11/2004 07:04)
fijo a ! aza masosotra wa !
24. six ( 04/11/2004 10:28)
ka teneno we izy sa tsy izy fotsiny anie hono e!
25. yonikafopl ( 04/11/2004 17:33)
nenareo kou ka i hery io efa manamafy fa tsy i bichette io xxx io fa atsaharo amzay le fanononana ny anarany e!
26. fijo ( 04/11/2004 20:33)
bichette,za nga mahasosotra izany e
27. bichette ( 05/11/2004 07:50)
mamerina farany aho fa tsy izaho io xxxx io, tsy mitady olona na matotra na tsy matotra aho :lol:
28. xxx ( 05/11/2004 07:58)
De manararaotra daholo ry bankal saina mahita resak\'xxx. Indry alou no victime androany bichette de ihafio eo fa \"namana \" e ! hihihi
Ary ataonareo inona moa na iza na iza xxxx e ? Asehoy fotsiny ze mba fahamatoranareo dia hamaly anareo any am\'sisiny izy.
Dia hisy hamoaka indray izao hoe iza io xxxx io ? Kely asa !
29. vazol ( 05/11/2004 10:18)
dia masiaka koa nareo ou, aza masika mou e
30. bekorontana ( 05/11/2004 11:39)
mbôla oaiza refa tamy bekorontana ra vazol a. :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
31. yonikafopl ( 05/11/2004 15:17)
kely asa hono, izy zany be asa @ fanaovana XX :-D :-D
32. yonikafopl ( 05/11/2004 19:06)
naninn ramaso?????
33. methode ( 05/11/2004 20:53)
Rehefa manao xxxx kosa aloha de tsy tokony hotononona intsony fa tsy te-ho fantatr\'olona izy matoa manao an\'io! Maro ny antony! Resaka fifandraisana sy fiaraha-monina matetika!
34. oully ( 06/11/2004 10:11)
Avelaonareo ry reto i bichette fa \"matotra\" be anie izy io ka ny olona no mitady azy fa tsy izy no mitady eh!!! any bichette ô? (l)
35. bekorontana ( 06/11/2004 11:32)
:P (l) bichérie (l) :P
36. methode ( 07/11/2004 14:15)
oully> Salut njy!! Ka tsy bichette no maninona fa ny zandrinifijo no ratsy taiza ko!! Hihihihi
37. xxx ( 07/11/2004 14:49)
za matotra be :lol:
38. bichette ( 08/11/2004 07:17)
zay hifanarahanareo re olona fa izaho tsy mitady olona na matotra na tsy matotra, na tsara taiza na tsy tsara taiza, na bogany na tsy bogany, na mahia na matavy sns ... :P :wink:
39. oully ( 08/11/2004 09:46)
bichette> zà akia mitady an! sô dé mbô zà aza no nanao ity \"anonsy\" ity ??? 8-)
40. zandrinifijo ( 08/11/2004 10:21)
bichette> tsy sangisangy tsony à bichette fa zokinay no mbô saika nanalàko :cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2363